Raim-pianakaviana iray, mpitondra taxi, hita faty nafatratry ny olon-dratsy tao anaty sinibe ary nalatsany tany anaty lavapiringa, ny 24 desambra teo, tetsy Alasora. Tsy niandry ela fa tratran’ny polisy, omaly, ny iray tamin’ireo olon-dratsy. Voasambotry ny polisim-pirenena avy amin’ny CSP Alasora, teny Ambohimangakely Ikianja, fokontany Ambovokely, omaly, ny lehilahy iray […]
Other News
Veille de Noël: de graves accidents de la route, enregistrés
La veille de Noël a été assombrie par une série d’accidents sur plusieurs routes nationales. Les RN1, RN2, RN3, RN4, RN7 ont été le théâtre de drames routiers en l’espace d’une seule journée, rappelant une nouvelle fois la fragilité des déplacements en période festive. L’accident le plus tragique est survenu […]
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 24 12 2025 )
Tetikasa Folur 86 000 ha hotantanina maharitra
Miompana amin’ny hananganana rafitra ara-tsakafo maharitra sy famokarana ara-tsakafo ny tetikasa “Food Systems Land Use and Restoration» (Folur). Tanjona ny hitantanana maharitra velarantany 86 000 ha manerana ny Nosy, ka haverina amin’ny laoniny ny 10 000 ha amin’izany. Miisa 30 000 ny tantsaha mpamokatra vary sy kafe hotohanana. Harovana manokana sy tahirizina ny […]
Faritra Boeny: zanaka honko miisa 10 000 voavoly
Nosantarina ny 23 desambra teo ny taom-pambolen-kazo 2025 any amin’ny faritra Boeny. Miisa 10 000 ny zana-kazo honko, karazany roa, nambolena any amin’ny ala honko ao Manapatanana-Amborovy, eo an-tampon-tanànan’ i Mahajanga. Novokarina tany amin’ny tanin-jana-kazon’ny fikambanana Anareo mbola havanay (AMH) ireo zana-kazo honko ireo. Nampahafantarina sy nanentanana ny rehetra ny fomba […]






