Efa novolavolaina tamin’ny taona 2014-2015 ny tetikasa fananganana tohodrano hamokatra herinaratra, manana tanjaka 300 MW. Efa vonona ny mpamatsy vola fa ny fanjakana malagasy sisa no andrasana. Famokarana goavana indrindra eto Madagasikara rehefa tanteraka ny tetikasa Sahofika. Any amin’ny faritra Vakinankaratra sy Amoron’i Mania ny toerana hananganana ny tohodrano, mamokatra […]
Other News
Rugby: amin’ny febroary ny “Top 12”
Tapitra tamin’ny fiadiana ny amboara nankalazana ny faha-125 taonan’ny rugby teto Madagasikara, natao ny alahady 23 desambra lasa teo, ny fifaninanana ho an’ny taona 2025. Miato aloha izany ny fihaonana rehetra satria hiatrika ny fetin’ny Noely sy ny taona vaovao ny mpilalao rehetra. Raha ny vaovao avy amin’ny Malagasy Rugby, […]
Pancrace MMA-Mada 2025: Niakatra ny lentan’ny mpikatroka
Tontosa ny sabotsy 20 desambra teo, teny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja Pancrace MMA, taom-pikatrohana 2025. Katrokady 40 no nitranga, nandritra izany. Niakatra ny lentan’ny mpikatroka nandritra ity fifaninanam-pirenena teo amin’ny taranja Pancrace MMA, ity. Tena nahitana taratra izany ny teo amin’ny sokajy taninketsa, raha […]
TARANJA BAOLINA KITRA: Mijanona eo amin’ny laharana faha-105 i Madagasikara
Tsy miova ny filaharan’i Madagasikara ao amin’ny Fifa. Nahatonga izany ny tsy fanatrehan’ny Malagasy fifanintsanana iraisam-pirenena tamin’ity volana desambra ity. Nivoaka afakomaly, tao amin’ny tambajotran-tseraseran’ny Fifa ny filaharan’ireo firenena amin’ny taranja baolina kitra maneran-tany. Tsy miova ny laharan’i Madagasikara fa mijanona eo amin’ny faha-105. Tsiahivina fa ny volana novambra lasa […]
CID: nanome boky ny Tranombokim-pirenena
“Parle fort, parle juste: Guide d’éducation aux médias en ligne”. Io ny lohatenin’ny boky izay natolotry ny ONG Communication Idea Development (CID), ho an’ny Tranombokim-pirenena Anosy, omaly. Boky novolavolaina tanora vitsivitsy, matihanina eo amin’ny sehatry ny serasera izy ity. Tari-dalana natao ho an’ny tanora ihany koa, izay natao tamin’ny teny […]






