Tontosa omaly, teo amin’ny Kianja Makis, ny andro fahefatra fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby “XXL Top 12”. Niondrika teo anatrehan’ny FTM Manjakaray, tamin’ny isa 17 no ho 15, ny USA Ankadifotsy. Niady tanteraka hatramin’ny farany ny fifanandrinan’ny roa tonta. Raha hiverenana ny fihaonana omaly, ny ekipa avy etsy […]
Other News
Baolina kitra – «Mondial 2026»: Hanala vela amin’ny Lion de la Teranga Sénégal i France
Natao ny zoma teo, tao Kennedy Center Whashington Etazonia, ny antsapaka ireo firenena 48 hanao «Mondial 2026», taranja baolina kitra. Tafara-bondrona ny Lion de la Téranga Sénégal sy i France. Hanala vela amin’ity ny frantsay. Raha tsiahivina, resin’i Sénégal, 1 no ho 0, izy ireo, nandritra ny “Mondial 2002” tany […]
DAKA AN-JORONY: Aza manao voasarin’ Ambohijafy
Ny taona ity no hivalona fa ny savorovoro eo amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena tsy mifarana fa toa tantara mitohy, tsy hita fiafarana. Hitrangan’izany ny tsipy kanetibe, ny baolina kitra sy ny atletisma, raha tsy hitanisa afa-tsy ireo. Fantatra fa tsy raikitra indray ny fanavaozana ny mpikambana eo anivon’ny tsipy kanetibe noho […]
Basikety-“Africa Cup 3×3” : Voatazon’ny Ankoay, lahy sy vavy, ny anaram-boninahitra
Voatazon’i Madagasikara ny anaram-boninahitraho an’ny sokajy lehilahy sy vehivavy, taranja basikety lalaovin’olon-telo, teo amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika. Fifaninanana natao teto Madagasikara, nifarana omaly, teny amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina. Fitaintainana hatramin’ny farany ny lalao famaranana. Isa ety dia ety hatrany ny teny amin’ny solaitrabe, na ny sokajy lehilahy na ny […]
FANTINA sy FINTINA
Ny rafitra no mila ovaina fa tsy ny olona, ao anatin’izao fitondrana izao, araka ny nambaran’ny vovonan’ireo fiarahamonim-pirenena, OSC, ny herinandro teo. Niompana tamin’ny fifanakalozan-kevitra manolona ireo olana mianjady isam-paritra ny fifanarahan’ireo fikambanana maro, nandritra ny telo andro, ho fanatsarana ny fitondrana. Andrasana ny tohin’ireo raharaha goavana nanaratsy endrika ny […]






