Other News

Minisiteran’ny Fitsarana: “Tsy azo ekena ny fanelanelanana”

“Ankehitriny, ampahafantarina ny rehetra fa tsy azo ekena intsony ny fanelanelanana atao amin’ny mpitsara sy ny asam-pitsarana, na avy amin’ny manampahefana, olo­na ambony, na avy amin’ny antokon’olona tsy miankina.” Io ny fanambarana ofisialy avy amin’ny talen’ny serasera eo anivon’ny minisiteran’ny Fi­tsarana, teny Faravohitra, ny faran’ny herinandro teo. Fampahatsiahivana hentitra momba […]

Lazaina izay atao

  Amin’izao, tsy fantatry ny vahoaka intsony: Tetezamita sa fanomanana izany? Saika iandrasana fikaonandoham-pirenena avokoa ny zava-drehetra? Na rafitra io, na lalàna, na fomba fiasa, na izay hatao, na… Tsy hita hovisavisaina sy hotanisaina amin’ity hoe fanavaozana, fanovana, fanorenana ifotony… Na ny amin’izay fotsiny aza, mahabe resaka sy adihevitra ny […]

Fikaonandoham-pirenena : Hiainga eny ifotony ny fakan-kevitry ny FFKM

Anisan’ny hetahetan’ny FFKM ny hanombohana ny fikaonandoham-pirenena eny ifotony, eny anivon’ny fokontany.Ho fanombohana izany ny fanokafana ny hetsika rehetra, ny alarobia izao. «Homena sehatra bebe kokoa ny eny ifotony », hoy ny eo anivon’ny FFKM. Voa­laza fa efa misy rahateo ny tetibola hiatrehana izany. Na izany aza, tsy mbola voafaritra ny […]