Other News

Rugby vehivavy – CAN 2026: Gisitra sady mivarina sokajy ny Makis Ladies

Tena ratsy ny vokatra azon’ny Makis Ladies, nandritra ny Can 2026 taranja rugby ho an’olona 15. Faharesena intelo, tamin’ireo lalao telo nataony no vitan-dry zareo. Gisitra ny Malagasy ary mivarina any amin’ny sokajy ambany, amin’ny taona 2027. Tontosa omaly, tany Nai­robi Kenya ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby […]

« Fetin’i Mama » Nizarana tsiky, hehy…

Hira sy ny fomba nentina naneho izany. Ireo karazam-pihetsika samihafa. Ny fitafiana… Indrindra fa ireo mpanakanto niaka-tsehatra tetsy Antsahamanitra, omaly. Samy nanasongadina fatratra fa nentina nizarana tsiky, hehy, tokelaka, sns, ilay fampisehoana « Fetin’i Mama ». Hatsikana mifandraika sy maneho ireo tranga iainan’ny reny ao anivon’ny tokantrano, eny amin’ny fiarahamonina, sns. Samy […]

VAOVAO TAMBATRA

Voafidy ho filohan’ny “Alliance Régionale pour la Vanille” (ARV) Analanjirofo-Ambatosoa, Randrefahanana Ibrahim Anson. Hisolo tena ny mpisehatra eo anivon’ny “Alliance pour la Vanille de Mada­gascar” (AVM) i Iarindresy Simon sy Franck. Zava-dehibe ny hananganana rafitra ARV/AVM ahafahan’ireo mpisehatra mandray anjara amin’ny fanatsarana sy fikarohana vahaolana ho an’ny seha-pihariana lavanila. Ity […]

Fomba fisaina : Zon’ny vehivavy ny miaina ny fadimbolana

Fanamby lehibe ho an’i Madagasikara ny fananana fotodrafitrasa hampandrosoana ny fiainam-piarahamonina. Nivoitra izany nandritra ny fankalazana ny Andro maneran-tany ho an’ny Fidiovana mandritra ny fadimbolana (JMHM), ny 28 sy 29 mey teo, tany Tsiroamandidy, faritra Bongo­lava. Fotoana iray nanentanana sy nanamafisana ny fiaraha-mientana mahakasika ny olana sy ny fanamby mifandraika […]