Other News

Fandriana : Atao lalam-pamokarana ny 40 km

Maro ny tohana omen’ny fandaharanasa Defis any amin’ny distrikan’i Fandriana, faritra Amoron’i Mania. Anisan’izany ny fanamboarana ny « Lalam-pamokarana », mirefy 40 km, notokanan’ny filohan’ny Fanavaozana, ny Kolonely Randri­anirina Michaël sy ny minisitry ny Fambolena sy ny fahavitan-tena ara-tsakafo (MiASA), Ramindo Gaëtan, ny 23 mey teo. Voakasik’ity asa fanarenana ity ny lalana […]

Moris-Mada Business: Hanamafy orina ny fifandraisana eo amin’i Madagasikara sy Maorisy

Hanamafy ny fifandraisana ara-toekarena eo amin’i Madagasikara sy Maorisy ny hetsika « Moris-Mada Business », andiany voalohany atao eto amintsika ny 2 ka hatramin’ny 5 jolay. Miara-misalahy ao anatin’izao ny Antenimi­eran’ny Varotra sy ny Indostria Maorisy Madaga­sikara (CCIMM), ny Federa­sionin’ny Antenimieran’ny Va­rotra sy ny Indostria eto Madagasikara (FCCIM) ary ny African Indian […]

FANTINA sy FINTINA

Sambany amin’ny tanànan’Antananarivo no nisy PDS tsy manana mpanara-maso, araka ny nambaran’ny mpanolotsaina teo aloha, Ravololoma­nana Lalatiana. « Ao anatin’ny tsy ara-dalana isika izao. Maromaro ireo PDS nandalo teo fa hafa ny amin’izao fotoana izao », hoy izy. Tsiahivina fa rava sy niongana koa ny filankevitry ny Tanànan’An­tana­narivo. Niantso fiombonana sy firaisankina […]

Ceni : Hatsangana ny rafitra maharitra fifampidinihana

Nafana ny adihevitra, tsy ampy ny fotoana… Izay no tsapa sy niainana nandritra ny fikaonandoha savaranonando nokarakarain’ny Ceni nandritra ny hateloana teny amin’ny CCI, Ivato, nifarana afakomaly. Manoloana izany: “Nana­pa-kevitra ny Ceni hanohy ny fomba fiasa mangarahara sy andraisan’ny rehetra”, hoy ny filohan’ny Ceni, Rakotonarivo Thierry, tamin’ny mpanao gazety, taorian’ny […]

Sahy hanova

  Hanao ahoana ihany ny fikaonandoham-pirenena? Amin’izany, hevitra mandeha etsy sy aroa, ohatra, ny hoe miainga any ifotony, raha tena hanao fanovana na fanorenana ifotony. Ho sahy hiatrika fifidianana, ka ny fifidianana filoham-pokontany no hatao mialoha ny mpanao politika? Aorian’izay, manaraka ny ben’ny Tanàna, dépiote, filohan’ny Faritra… Amin’izay, tsy misy […]