Volonandro fety! Antomotra ny volana desambra, hanamarika ny Noely sy ny faran’ny taona. Miomana amin’izany sahady ny orinasa Star ka hamoaka zava-pisotro mamy, ny divay Valmont sy ny Caprice Noël ary ny labiera THB Noël. Karazana divay mena, avy any Espaina, ahitana tahan’alikaola ny Valmont, arotsaky ny orinasa Star Ambatolampy […]
Other News
Toamasina – « Metalscene Beasts » : Seho miaraka amin-dry Nocturnal sy Mania
Tontolon’ny mozika rock sy metaly. «Metalscene Beasts», fampisehoana hotanterahin’ny Nocturnal sy Mania, any Toamasina, ny alahady 30 novambra izao, manomboka amin’ny 3 ora sy sasany tolakandro. Ao amin’ny efitrano fanaovam-petin’ny sekoly Sacré Coeur, Tanambao no hanaovana izany. Nocturnal sy Mania, tarika roa anisan’ny manana traikefa matanjaka eo amin’ny fitondrana eny […]
Teatra, hira, dihy, saripika… Nodimandry i Mamy Rakotoarimalala
Anisan’ireo mpahay kanto marolafy i Mamy Rakotoarimalala. Nisongadina kokoa izy teo amin’ny tontolon’ny teatra sy ny dihy, hatrany ivelany izany. Nodimandry teo amin’ny faha-86 taonany ity mpanakanto ity. Andrarezin’ny kanto malagasy iray indray no lavo. Nodimandry, omaly, i Mamy Rakotoarimalala, mpanakanto nanan-talenta marolafy, ka nanamarika ny tontolon’ny zavakanto nandritra ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina ny 29 sy 30 novambra izao, ao amin’ny Paul Minault Androhibe, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja échecs, ho an’ny sokajy Jeunes. Mbola mitohy ny fisoratana anarana amin’ity fifaninanana ity. Misokatra ho an’ny mpilalao échecs manerana ny Nosy, izay mijoro ara-dalàna eo anivon’ny Federasionina malagasy ny lalao. Araka ny […]
Tsipy kanetibe – Tompondakan’i Afrika: Mitotongana ny ekipa malagasy
Nandiso fanantenana ary tena mahonena. Izay no azo hamehezana ny fiatrehan’i Madagasikara ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja tsipy kanetibe, sokajy lehilahy. Fihaonana tanterahina any Nouakchott, Mauritanie. Na nahazo medaly alimo aza, nody maina ny delegasionina, satria tsy izany no nifanarahana fa ny ho tompondaka. I Madagasikara rahateo no […]






