Naneho ny heviny manoloana ny fitantanana eny ifotony ny depiote Ralambozafimbololona Fetra, voafidy tetsy amin’ny boriborintany fahadimy. Nambarany fa efa tafapetraka sy ara-dalàna ny Prefet vaovao. Eo koa ireo sefo distrika rehetra manerana ny Nosy, ka tokony handray andraikitra ny eo anivon’ny minisiteran’ny Atitany. « Takinay ny hanatanterahana ka hanafainganana ny […]
Other News
Ny tody tsy misy
Sanatrian’ny vava izay mifandatsa amin’ny zava-misy ankehitriny. Na tiana aza ny hangina, aleo lazaina ihany mba misy hisainana sy handajanlajan’izay voakasiky ny resaka. Inona ary no tiana hambara fa ny mahakasika ny raharaham-pitsarana momba ny olona sasany, nitondra teo aloha. Singanina manokana ireo hitam-poko sy hitam-pirenena nampikaikaika ny olona […]
Kolonely Randrianirina Michaël : “Tsy manadino ny ezaky ny mpitolona ny firenena”
Nitsidika sy nampahery ilay voatifitra tamin’ny tolona ireo filoha mpiara-mitantana efatra mirahalahy. Nambaran’izy ireo fa mitohy ny fanadihadiana momba ireo fitifirana sy ireo naratra nandritra ny hetsika na koa ireo niharam-boina. “Tsy manadino ny ezaka nataonareo ny firenena. Fitiavan-tanindrazana no nahatonga anao toy izao. Mankahery! Aza kivy… Eo foana izahay […]






