Notontosaina omaly, teny amin’ny Kianjan’Ambohidratrimo, ny andro faran’ny fiadiana ny tapakila hiatrehana ny “Poule des As”, ho an’ny diviziona faharoa nasionaly. Fantatra avokoa ny anaran’ireo klioba roa hiatrika ny dingan’ny famaranana ho an’ireo ekipa mifanintsana eny Ambohidratrimo. Tafita amin’izany ny TGBC Atsinanana sy ny Clinique Zanatany Sofia. Ankoatra azy roa […]
Other News
“Can 2025” : Anisan’ireo hitsara lalao i Dimby
Namoaka ny anaran’ireo mpitsara hitantana ny lalao amin’ ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra (Can 2025), ny Kaonfederasionina afrikanina, ny 1 desambra lasa teo. Fihaonana hotanterahina any Maroc, ny 21 desambra 2025 – 18 janoary 2026, izao. Manana solontena amin’ izany ny Malagasy, amin’ny alalan’Andriatianarivelo Dimbiniaina. Tsy […]
“Cours des dirigeants sportifs”: Mpiofana 24 nahazo mari-pankasitrahana
Tontosa nandritra ny 3 andro, nanomboka ny 1, nitohy hatramin’ny 3 desambra lasa teo, teny Ivandry, ny fiofanana mahakasika ny fitantanana ny fanatanjahantena na “Cours des dirigeants sportifs “, andiany faha-21. Mpiofana 24 no nahavita izany ka nandray ny mari-pankasitrahana, ny alarobia 3 desambra teo. Zava-dehibe ny fahafantarana ny lalàna […]
FANTINA sy FINTINA
Nametra-pialana ny tale jeneralin’ny CIS, ny Contrôleur général de police Libiria Ruffin Tolojanahary. Nambarany ho anton’izany ny andraikitra hafa horaisiny any amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Voatendry hisolo azy ny Kly Rabemanantsoa Fetrarivo. Kaomandin’ny zandary ao Ambositra ny tenany, farany teo. Nilaza ny hiverina amin-kery ny HVM, araka ny hita ao anaty Facebook. […]
Fifidianana lehiben’ny Faritra: Aorian’ny fikaonandoham-pirenena
“Taorian’ny fanafoanana ny fanendrena ireo governoran’ny Faritra: voatery hiroso amin’ny fanendrena vonjimaika ireo lehiben’ny Faritra aloha ny fitondram-panjakana eo anivon’ny filankevitry ny minisitra”. Io ny fanambaran’ ny eo anivon’ny minisiteran’ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana, voaray tamin’ny fampitam-baovao, omaly. Tsy inona fa ny amin’ny fanendrena lehiben’ny Faritra amin’izao fitondrana izao. Mba […]






