Saron’ny polisy avy amin’ny CUI Toamasina, faritra Atsinanana, afakomaly, ny lehilahy roa 30 sy 40 taona. Voarohirohy tamin’ny fikirakirana sy fanapariahana vola sandoka izy ireo. Nahatrarana vola sandoka mitentina 2 400 000 Ariary tany amin’ireto olon-dratsy ireto. Tratra nikirakira sy nifampizara vola tsy tena izy 20 000 Ariary, nanoloana ny Bazary kely […]
Other News
Vaky trano eny Itaosy: Jiolahy roa voasambotra
Nifanenjehan’ny fokonolona. Jiolahy roa voasambotra teny amin’ny kaominina Bemasoandro Itaosy sy Ambohimamory, omaly. Matetika hitrangana vaky trano sy hala-boty eny amin’io faritra io. Nahare fisian-javatra hafahafa, mailo ny tompon-trano ka nitazana ivelan’ny trano tao Bemasoandro. Olon-dratsy efa nikasa hamaky ny trano no hitan’izy ireo. Niantso mpitandro filaminana avy hatrany ny […]
Notifirin’ny jiolahy : Namoy ny ainy ilay mpanao taxi-moto
Maty teo no ho eo ny mpanao taxi-moto iray ary lasan’ny jiolahy ny moto nentiny teny Ambohimanambola, ny alin’ny talata teo, tamin’ny 8 ora. Notifirin’ny jiolahy tamin’ny basy, voan’ny bala teo amin’ny tratrany havia ka namoy ny ainy ny mpanao taxi-moto iray teny Ambohibato, kaominina Ambohimanambola, afakomaly. Nahare antso vonjy […]






