Other News

Famokarana herinaratra: Maro ny loharanon’ angovo azo trandrahina

Ny Jirama hatrany no fantatra rehefa miresaka ny sehatra angovo eto Madagasikara. Maro nefa, hoy ny mpikirakira azy, ireo mpisehatra miara-misalahy amin’ny famokarana sy fampihodinana izany. Rano, masoandro, rivotra, ranomasina… «Mbola ambany ny taham-pisitra­han’ny Malagasy herinaratra noho izy mitaky famatsiam-bola, manampy trotraka ihany koa ny fikirakirana antontan-taratasy samihafa », hoy […]

TARATRY ny KANTO

Andiany faha-163 ny « Concert classique de midi ». Anisan’ny hiavaka ny fandaharam-potoana hanamarihina izany. Fihaonan’ny zavamaneno roa, violon sy piano, iarahana amin’Iavy Raobeloson sy Sitraka Rama­rosandratana. Fampisehoana hotanterahina ao amin’ny IFM Analakely, ny alarobia 26 novambra izao, manom­boka amin’ny 1 ora ka hatramin’ny 2 ora tolakandro. Hana­koako eny an-toerana ny sanganasan’i […]

Fiovana sy fanovana : Mila mamantatra ny Malagasy ny mpitondra

Anisan’ny olana goavana tsy mampandroso an’i Mada­gasikara hatramin’izay ka ha­tramin’izao ny tsy fahalalan’ny mpitondra ny antsoina hoe “Malagasy”. Izany hoe, tsy fantany ireo mampiavaka azy toy ny fomba amam-panaony, ny kolontsainy, ny tantarany, ny finoany sy ny fahalalany, sns. Vokany, toy ny miteny an-tany efitra izy ireo (mpitondra isan-tsokajiny), manoloana […]

« Samy mbola hafa » : Hiaraka indray ry ‘Zay sy Tovo J’Hay

Raha hoe ny tena « indray nihira », angamba, ry Tovo J’Hay sy ny tarika ‘Zay…Efa maherin’ny 25 taona, fa ampiarahan’ny mozika sy ny mpankafy azy ireo hatrany. « Samy mbola hafa », io indray ny lohatenin’ny fiarahana an-tsehatra manaraka, hotontosaina ny sabotsy 22 novambra izao, manomboka amin’ny 3 ora, eny amin’ny CCI Ivato. […]

Vatoben’Ambatomanga: Harembako-pirenena hisarihana mpizahatany

Tsy ho fandalovan’ny mpizahatany intsony ny eto Analamanga. Ho fanoitra amin’ny fampandrosoana ny eny ifotony ihany koa ireo harembako-pirenena toa ny vatobe manan-tantara eny Ambatomanga. Nahazo ny anarany Am­batomanga noho ny vatobe mierinerina ao. Nosokajiana ho harembako-pirenena eto Madagasikara ity toerana miavaka sy manan-tantara ity, araka ny didim-panjakana laharana 78256, […]