Lehilahy iray 29 taona, efa tsy nisy aina intsony, hitan’ny mpanokatra paompy hiasa maraina, tetsy Andohatapenaka I, afakomaly. Nitsirara tamin’ny tany, tao anaty haizina, lehilahy nanaovan’ny anabaviny ombay mitady tamin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera sy teny anivon’ny manam-pahefana io namoy ny ainy io. Niala ny trano fonenany ny marain’ny alatsinainy 13 jolay […]
Other News
Nahasafotra ankizivavy: Mpivarotra ranomanitra hadihadian’ny polisy
Raim-pianakaviana iray mpivarotra ranomanitra mandehandeha voarohirohy ho nikasa hangalatra ankizy 14 taona tany Toamasina. Nitsangantsangana teny amoron-dranomasina ny ankizivavy roa, ny tolakandron’ny alatsinainy 13 jolay teo. Nanatona azy ireo ny lehilahy izay nivarotra ranomanitra. Navoakany avy anaty kitapony ilay ranomanitra ary nasainy norohan’izy mirahavavy. Safotra anefa ny iray tamin’izy ireo […]
Fiara fitateram-bahoaka nivadika : taxi-be roa nifanenjika, mpandeha enina naratra
Vokatry ny fisetrasetran-dRabetarehy, mpamily taxi-be sy ny saofera iray teny Mahitsy, mpandeha enina naratra, omaly. Nifanenjika izy ireo ka nivadika ny fiara iray. Tsy nisy ny aina nafoy. Zaza telo taona sy olon-dehibe miisa roa naratra mafy nandritra ny lozam-pifamoivoizana niseho teny amin’ny RN4, PK28+500 Antongobato, kaominina Mahitsy, distrikan’Ambohidratrimo, omaly […]
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 15 07 2026 )
Angleterre vs Argentine : Hanala vela tany amin’ny 40 taona lasa ny anglisy
Hotontosaina, anio, ao amin’ny Kianjan’ny Atlanta, Etazonia, ny lalao manasa-dalan’ny fiadiana ny amboara maneran-tany. Hihaona, ami’izany, ny Three Lions Angleterre sy ny Albiceleste Argentine. Hifanandrina mandritra ny manasa-dalan’ny fiadiana ny amboara maneran-tany, “Mondial 2026”, i Argentine, tompondaka farany sy i Angleterre. Hatao ao amin’ny Kianjan’i Atlanta, Etazonia, ny fihaonan’ny roa […]






