L’impératif de la refondation des piliers structurels et du droit constitutionnel ! Le chantier est très vaste, pour ne pas dire colossal à plus d’un titre, à boucler dans un délai de deux ans au maximum, le temps nécessaire pour bâtir un nouveau socle solide du système de gouvernance de la […]
Other News
Politique générale de la Refondation: la 5e République en gestation !
Les jalons de la Refondation sont jetés. Le Premier ministre, Herintsalama Rajaonarivelo, a dévoilé le chronogramme allant dans ce sens hier à l’Assemblée nationale, qui s’inscrit dans le cadre de la mise en œuvre de la Politique générale de l’Etat, axée sur lutte contre la corruption et instauration de la […]
FANTINA sy FINTINA
Anisan’ireo depiote niatrika ny fivorian’ny Antenimierampirenena, Andriamananoro Augustin, omaly, raha tsy tazana teny an-toerana teo aloha. Marihina fa efa tsy filoha lefitry ny Antenimierampirenena ho an’ny faritanin’Antananarivo intsony ity solombavambahoaka avy amin’ny Irmar, voafidy tao amin’ny boriborintany voalohany ity, amin’izao fotoana. Nampitandrina ny minisitry ny Fitsarana, Fanirisoa Ernaivo, fa tsy […]
Vohifiraisana/PFNOSCM : « Hafaingano ny tondrozotra fanavaozana »
Namoaka fanambarana ny vovonan’ny fiarahamonim-pirenena, PFNOSCM/Vohifiraisina. Nambaran’izy ireo fa manohana amin’ny heriny rehetra ny tolona notarihin’ireo tanora ity vovonana ity. Namaky bantsilana ny tsy fanajana ny zo fototra, ireo tsy fanarahan-dalàna, miaro fanararaotam-pahefana ny fahasahiana sy ny fahavonana nasehon’ireo Gen Z izy ireo. Nitarika tamin’ ny firodanan’ny fanjakana teo aloha […]
Mahay milomano
Efa mitohy ny orana! Miditra anatin’ny fotoam-pahavaratra rahateo i Madagasikara. Manomboka miakatrakatra tsikelikely ny rano eny amin’ny faritra iva. Tsy mbola ilay manainga zipo na ilay tafiditra an-trano akory, saingy ilay efa petsapetsa tsy mampazoto hamangy havana. Loto sy taha ambony amin’ny mety ho fiparitahan’ny aretina mifandraika amin’izany. Ho […]







