Other News

Antenimierampirenena : Minisitra enina no namelabelatra vina sy fanamby

Minisitra enina no namelabelatra ny vina sy fanamby teny amin’ny Antenimierampirenena, Tsimbazaza, omaly. Nilaza ny fahapotehan’ny lalana ny minisitry ny Asa vaventy, Razafindrianarivo Henri Jacob. Antony, tsy nety ny fitantanana ny vola fikojakojana lalana. Hisy volavolan-dalàna hahamarin-toerana izany. Vinan’ny minisitry ny Ati­tany sy ny fitsinjaram-pahefana, Rakoto­nandra­sana Velonjara Tiaray, ny hamerenana […]