Mampiseho ny fandraisany andraikitra eo anivon’ny fiarahamonina (RSE) ny orinasa Star. Nohamafisiny ny toerany amin’ny maha lohalaharana azy amin’ny sehatry ny indostria sy ny fananganana fotodrafitrasa ho an’ny mponina. Anisan’izany ny zava-bita any amin’ny kaominina Tsiafajavona, distrika Ambatolampy, faritra Vakinankaratra, ahitana mponina maherin’ny 23 000. Nasehony fa mifameno tsara ny fivoarana […]
Other News
TARATRY ny KANTO
Tontosa antsakany sy andavany ireo fampisehoana tany amin’ny ilany atsimon’ny Nosy, Ambovombe, Amboasary, Taolagnaro… Nisy ny fampisehoana anaty efitrano. Tao ny teny amin’ny toerana malalaka. Mampiavaka an’i Zook Davids ny « EPP Tour ». Hiverina eto an-dRenivohitra sy ny manodidina indray ny seho manaraka. Amin’ny sabotsy 15 novambra izao, manomboka amin’ny 2 […]
« Festival de la parole » : Tanora 10 hifaninana amin’ny haitaky
« Ny fahalalahana maneho hevitra » sy ny « Zo ho an’ny fanabeazana ». Ireo ny lohahevitra roa hifotoran’ny « Festival de la parole », izay miditra amin’ny andiany faharoa. Nosokafana omaly ity hetsika ho an’ny haitaky sy ny fandresen-dahatra ity, tetsy amin’ny Fakiolten’ny lalàna sy ny haipolitika (FDSP) Ankatso. Niompana kokoa tamin’ny fampahafantarana ny hetsika […]
Njara Marcel : Any Paris no hamarana ny taona
Raikitra amin’izay ! Nanambara tamin’ny fomba ofisialy i Njara Marcel fa any Paris ny tarika no hamarana ny taona. Hanafana ny lanonana ao amin’ny Imerial Millenium izy, iarahana amin’ireo Malagasy mpanakanto hafa, toa an’i Big MJ, Mamy Gotso, Basta Lion, sns, ny alin’ny 31 desambra. Nambarany ihany koa fa tsy fiarahana […]
Fanovana ifotony: Mila mianatra ny ray aman-dreny
Nanana ny fomba nanabeazany ny taranany ny Malagasy. Ireny no sahaza azy sy ny fiarahamonina ary ny lamina voajanahary niainany. Niova izany taty aoriana, satria, nisy ny very… Nirindra fatratra ny fiainan’ny ankohonana, ny fianakaviana, ny fiarahamonina fahiny, satria, tsara taiza ny taranaka Malagasy. Nanan-kasina lehibe ny ray aman-dreny sy […]







