Ny sokajy Amateur no nisantatra ny fifaninanana ho an’ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja Jiu-jitsu Breziliana, tanterahina any Abu Dhabi. Nanana solontena tamin’ izany i Madagasikara, izay ahitana an’i Nomasy. Resin’i Oliver Gahrmaker, tamin’ny alalan’ny “soumission”, izy. Anisan’ny nandray anjara teo amin’ity sokajy Amateur ity ihany koa i Bryan, lavon’i […]
Other News
Baolina kitra : Niova ananara ho Ufia ny UFFOI
Hiverina ny fifaninanana ho an’ireo ekipa tompondaka, taranja baolina kitra, aty amin’ny ranomasimbe Indianina. Hiova anarana izy amin’ity ka ho lasa Ufia (Union du football des îles et archipels), raha UFFOI teo aloha. Hitantana izany mandritra ny efa-taona ny filohan’ny Mauritius Football Association (MFA). Hisy indray ny fiadiana ny ho […]
CA- ORT : Fifanakalozana traikefa tany Alsace
Miara-miombon’antoka ny Ofisim-pirenena ho an’ny fizahantany eto Madagasikara (ONTM), ny fikambanana Tourisme sans frontière (TSF) ary ny Alsace Destination Tourisme (ADT). Tany Colmar, Alsace, Frantsa, ny 10 sy 11 novambra, ireo mpikambana ao anatin’ny filankevi-pitantanana (CA) ny Ofisim-paritry ny fizahantany (ORT) Boeny, Betsiboka, Sava ary Isalo, Ihorombe. Fanohizana ny nandraisan’izy […]
Fampandrosoana ny toekarena : Mila omen-danja ny fampiasam-bola anatiny
Mahatratra 8 651,19 miliara Ar ny famatsiam-bola ilain’ i Madagasikara ho an’ny taona 2026, araka ny drafitra isan-taonan’ny famatsiam-bola (Paf). Mbola miankina amin’ny mpamatsy vola iraisam-pirenena ny 52,9% ny filàna, izany hoe, ny 5 839,35 miliara Ar, raha 32,5% monja no avy amin’ny loharanon-karena anatiny. « Fotoana izao hanamafisana ny fampiasam-bola anatiny hampihenana […]
Jirama : Nosamborina ny filohan’ny sendikà SMJ
Nosamborin’ny polisy, omaly hariva, ny filohan’ny Sendikàn’ny mpiasa Jirama (SMJ), Ratovomanarivo Anmora. Tsiahivina, fa nisy ny fianihana andrinjiro, nanapaka ny famatsian-jiro amin’ny masoivoho maromaro teto Antananarivo, ny talata teo. Naneho hevitra, omaly, ny sendikà maromaro (Sat-Ji, Semm, Sekrima, Usam, Fisemare) ao amin’ny Jirama. Melohin’izy ireo ny fandraisana fepetra an-kerisetra sy […]







