Other News

Fanafoanana ny Agoa : Hapetraka ny drafi-piaraha-miasa maharitra

Tandindomin-doza ny se­hatry ny lamba sy ny fitafiana taorian’ny fahataperan’ny fifanarahan’ny African Growth and Opportunity Act (Agoa) sy ny fampiakarana hetra ho 15% nanomboka ny 7 aogositra teo. Antony nahatonga ny Antenimieran’ny varotra sy ny indostria (CCIA) nametraka paikady hanarenana ny se­hatry ny lamba ka hametraka indray ny « vita malagasy » […]

Ambatondrazaka : Tratra ny vato ametista 19,30 kilao

Araka ny vaovao nampitain’ny Polisim-pirenena Fip Ambatondrazaka, nisy vatosoa tsy ara-dalàna, ametista, mi­lanja 19,30 kilao, tratran’izy ireo ny alahady 2 novambra teo. Voalaza fa avy any anaty ala faritra arovana any Tanandava, eo amin’ny fizaran’ny faritra Alaotra Mangoro sy Analanjirofo no nivoahan’ireo vatosoa ireo. Nandray andraikitra avy ha­trany ny talem-paritry […]

Fondation Tany Meva : Hanomboka ny tetikasa Miaro sy Mikolo

Harovana sy harenina ny tontolo iainana any amin’ny tapany avaratra sy avaratra andrefan’i Madagasikara. Fiaraha-miasan’ny Fondation Tany Meva sy ny Antokondraharaha frantsay ho an’ny fampandrosoana (AFD). Nampahafantarina, oma­ly, tamin’ny fomba ofisialy ny tetikasa Miaro sy Mikolo, novolavolain’ny fikambanana Fondation Tany Meva ary vatsian’ny Antokon­draharaha frantsay ho an’ny fampandrosoana (AFD) vola, […]

TARATRY ny KANTO

Nate Tex, ao amin’ny Piment Café Behoririka. Elaela tsy tazana an-tsehatra, saingy manohy foana ny mozikany i Nate Tex. Teo aloha ny fandraisany anjara tamin’ny hetsika nisy teto amin’ny firenena, amin’ny maha mpanakanto mahatsiaro ho manana andraikitra. Hihaona indray amin’ireo mpakafy azy, ary hizara ny mozikany ranofotsiny i Nate Tex […]