Other News

Tsipy kanetibe – «Mondiaux Jeunes» : Hiatrika ny ampahavalon-dalana ny Mada 1 sy Mada 2

Manohy ny diany mankany amin’ny dingana famaranana ny ekipa malagasy eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja tsipy kanetibe, sokajy Junior, lahy sy vavy miaraka. Ekipa malagasy roa no hiatrika ny ampahavalon-dalana, anio, hifandonana amin’i Tunisie 2 sy France 1. Hitohy anio, ao amin’ny Kianja Isla Cristina, ny fiadiana […]

ACE : Kely ny tetibola ho an’ny fikarohana

Tsy omena ny lanjany hatreto ny lafiny fikarohana ara-tsiansa. Raha ny nambaran’ny Fikambanan’ny mpampianatra mpikaroka (ACE), zara raha ny 0,01% ny tetibolan’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika monja no atokana ho an’ny asa fikarohana. Miisa 9 ny Foibem-pikarohana, ka 100 tapitrisa Ar isan-taona ny fanampiana ara-bola omen’ny fanjakana. […]

Jirama : Mitaky ny fialan’ny tale jeneraly ny sendika

Mitaky ny ialan’ny tale jeneraly Ron Weiss, ny mpiasa, omaly, nandritra ny fitokonana nataony teny amin’ny birao foiben’ny orinasa eny Ambohijatovo ambony. Hiato avokoa ny asa rehetra mandra-panendrena ny tale vaovao, hoy ireo sendika. Niroso tamin’ny fitokonana faobe ny mpiasan’ny orinasa jirama, ny tanora avy amin’ny « Gen Z », ary sendika […]

TARATRY ny KANTO

Hatao rahampitso ilay sehon’ny tarika Olombelo Ricky. Tokony ho natao ny zoma 26 septambra io saingy voatery nahemotra noho ny zava-nitranga teto amin’ny firenena. Tsy niova kosa ny toerana fa etsy amin’ny La City Food Court Ivandry ihany. Hanomboka amin’ny 4 ora tolakandro izany mandra-pisaraka eo. Tsiahivina fa efa lany […]