Fomba amam-panao, finoana, lamina voajanahary… Manana ny iavahany ny fiarahamonina malagasy. Misy amin’ireny ny saro-takarina. Ao koa anefa ireo tsotra ny miaina azy, saingy, takon-javatra maro. Vanim-potoana mila hamerenana ireny izao. Voaresaka matetika ny « fanahy », saingy, miha vitsy ny Malagasy mahafantatra azy io. Ny sasany manafangaro ny « fanahy » amin-javatra hafa. […]
Other News
TSELATRA
Nitrangana haintrano indray tany Andranomena, Fandriana, omaly tolakandro. Noho ny herin’ny fitsokan’ny rivotra, niitatra haingana ny afo. Vokany, may kilan’ny afo ary tsy nisy azo noraisina ny entana rehetra tao anatiny. Raha ny fanazavana voaray, avy amin’ny fako nodorana izay nentin-drivotra ny niaingan’ny firehetana. Marihina fa tsy nisy ny aina […]
Fisafoana amin’ny alina : Mifanampy ny polisy sy ny andrimasom-pokonolona
Nanamafy ny fiaraha-miasa amin’ny vondron’olona ifotony eny anivon’ny fokontany na Vaomieran’ny fandriampahalemana ny polisim-pirenena, notarihin’ny talen’ny fitaleavam-paritry ny filaminam-bahoaka, ny kaomisera Andrianalison Haminiaina, afakomaly. Manoloana ny tranga fanararaotana ataon’ireo olon-dratsy nanomboka ny 25 septambra lasa teo, tsy mitsahatra manao ny asany ireo vaomiera eny anivon’ny fokontany mandrafitra ireo boriborintany enina […]
Taksiborosy nivadika : Mpandeha folo niara-maty
Vehivavy dimy sy lehilahy dimy samy namoy ny ainy vokatry ny fianjeran’ny taksiborosy iray avy eny ambony tetezana, tany amin’ny lalam-pirenena fahenina “Pont Sofia”, kaominina Marovantaza, distrikan’Analalava, omaly tamin’ny 3 ora maraina. Niainga avy any Mahajanga, nikasa hihazo an’Antsohihy io fiara mpitatitra io. Nidona mafy tamin’ny sisin’ny arofanina teo ambonin’ny […]
Tovolahy hita faty tetsy Tanjombato : Nendahin’ny olon-dratsy sy nosemporina tao anaty rano
Hita faty tao anaty ranon’Ikopa, teny amin’ny Fasika Tanjombato, omaly tamin’ny 7 ora maraina, ny tovolahy iray tokony ho 23 taona. Vatana efa tsy nisy aina intsony, nikainkona ny tanany sy ny tongony no hita tao anaty rano. Nahita vatana mangatsiaka natsingevan’ny rano teny an-toerana ny mpitondra lakana, handeha hiasa […]







