Nivoaka amin’ny fahanginany manoloana ny resabe momba azy ny filoha tale jeneraly (PDG) ny vondrona orinasa Sodiat, Ravatomanga Maminiaina, omaly. Anisan’ny nitondrany ny heviny ny momba ny raharaham-pirenena. Nambarany fa miray fo amin’ireo mpandraharaha, namany, voaroba ny tenany. Efa nisy ny valin-tenin’ny filoha Rajoelina Andry manoloana ireo fitakiana samihafa. « Tsy […]
Other News
Seranan-tsambo: Efa antitra ny fotodrafitrasa maro
Madagasikara, Nosy lehibe aty amin’ny ranomasimbe Indianina, anisan’ny manana seranan-tsambo maromaro manodidina azy, antoky ny toekarena. Seranan-tsambo lehibe indrindra ny ao Toamasina, hifanakalozana ara-barotra hatrany amin’ny 80%, falehan’ireo sambo vahiny eto an-toerana. Faharoa lehibe ny any Taolagnaro, Ehoala, vao tamin’ny 2009. Ny any Antsiranana, Mahajanga, Toliara, sokajiana ho seranan-tsambo fanampiny. […]
TARATRY ny KANTO
Nodimandry i Clément, mpikambana ao amin’ny tarika Fandrama. Mahay an’i Clément Manifatra Jean avokoa ireo mpanakanto, ary samy naneho ny alahelony raha naheno ny fahafatesany, omaly. Any Nosy Be ny razana, hoy i Fandrama. Mpihira aman-taonany tao aminy ity mpanakanto nodimandry ity, ary efa nitety an’i Madagasikara sy firenena maro. […]
Horonantsary «Debout! »: Nisongadina tamina « festivals » telo tany Londres
Niampy iray indray! Nisongadina nandritra ny « Wine Dark Short Film Festival London » ilay horonantsary « Débout! » an’i Felana Rajaonarivelo. Nahazo ny « Honorable Mention » niampy ny fankasitrahana manokana avy amin’ny mpitsara ity horonantsary malagasy ity, tao amin’ny « Categorie Best Disability Narrative ». Fanintelony izao no nisongadina tamina « festival » tany […]
“Our Generation” any Russie: Vonona i Michella, niara-dalana aminy i Brenda sy Riantsoa
Efa azon’i Madagasikara ny laharana voalohany tamin’ny taona 2024. Mbola mahabe fanantenana koa ny delegasionina malagasy lasa niatrika ny fifaninanan-kira “Our Generation 2025” any Russie. Efa any Russie i Michella. Izy no nahazo voalohany tamin’ilay fifaninanana “Our Generation” teto Madagasikara. Niara-dia aminy any koa i Brenda sy Riantsoa, araka ny […]







