Na tsy maro tahaka ny mpanakanto eo amin’ny tontolon’ny hira aza ny mpanao sary hosodoko eto Madagasikara. Mahasarika ny zaza sy ny ankizy ary ny tanora any am-pianarana ny mianatra azy ity. Tsy vitsy rahateo ireo sekoly mampiditra ny taranja hosodoko hoenti-mampitombo ny fanabeazana maha olona ao aminy. … Hatramin’izao, […]
Other News
TARATRY ny KANTO
Nanao antso avo amin’ireo mpanakanto rehetra ny sendikàn’ny mpanakanto, omaly. Manetana izy ireo ny tsy handraisan’ireo mpanakanto anjara amina fampisehoana hatao hampisara-bazana sy hampifandrafy ny samy malagasy. “Miantso ireo mpanakanto zandry tsy hanaiky hataon’ny hafa fitaovana amin’izao toe-draharaha am-pototry ny fifamonoan’ny samy Malagasy izao. Miantso ihany koa ireo tompona fanamafisam-peo […]
Fianarantsoa: Nahazo Tranoben’ny boky
Tsangambato hanasoavana taranaka. Izay no antony nananganana ny Tranoben’ny boky (Maison du livre) ao Ankofa, Mahasoabe, Fianarantsoa. Razafimandimby André Claude no tompon-kevitra sy tompon’ny toerana. ” Hifoha velombelona ny saina. Hitombo velabelatra ny fahalalana” , hoy izy. Faharesen-dahatra sy finiavana manokana hanasoa ny mpiara-belona amin’ny alalan’ny fanohanana ny kolontsaina ny […]
Fahalalana fa tsy finoana : Misy tokoa ny « tody »… Any amin’ny tanjony
Hatramin’izao, tsy mbola nisy afaka nanome porofo mazava fa tsy misy ny tody. Na, tsara na ratsy ny atao, manody avokoa. Rehefa milofo, tody any amin’ny tanjona tian-kotratrarina ihany na ho ela na ho aingana. Ho an’ny teny malagasy, « tody ». Ho an’ny teny vahiny, « karma ». Samy tamberin’ny zavatra natao na […]
Fihaonana teny Iavoloha : Nivavaka ho an’ny firenena ny filoha sy ny FFKM
Nambaran’ny filoha Rajoelina Andry fa maromaro ireo fihaonana marolafy nandraisany olona samihafa tao anatin’ ny 72 ora teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha. Anisan’izany ny eo anivon’ny FFKM ka niresahana ny toe-draharaham-pirenena. « Nandray ireo filoham-piangonana efatra mirahalahy eo anivon’ny FFKM aho. Nidinika lalina ny amin’ny toe-draharaha misy eto an-tanindrazana amin’izao fotoana izao […]







