Other News

Judo-“tournoi de Hainaut”: Mpikatroka 7 avy amin’ny JCA handray anjara

Hotanterahina amin’ity faran’ny herinandro ity ny fifaninanana “Tournoi de Hai­naut”, taranja Judo, izay hatao any Belgique. Tsy diso anjara amin’izany i Madagasikara fa hanana solontena amin’ny alalan’ny Judo Club Atrika (JCA) Atsinanana. Ny mpanazatra, ny Maître Raoelison Annie no hitarika ny delegasiona malagasy, izay ahitana mpikatroka 7 mianadahy. I Davidson […]

CAF : Amin’ny alatsinainy ny fivoriambe

Araka ny tetiandro napetraky ny Kaonfederasionina afrikanin’ny baolina kitra (Caf) ao amin’ny tranokalam-pifandraisany, omaly, hotanterahina amin’ny alatsinainy 6 oktobra izao, any Repoblika Demokratika Congo (RDC) ny andiany faha-47 amin’ny fivoriamben’ny Caf. Hiavaka izany satria handray ireo andrarezin’ny baolina kitra afrikanina fahiny ny tomponandraikitra. Anisan’izany i Florent Ibenge (RD Congo) sy […]

Valin-kasasaran’ny “Chan 2024” : Efa tonga ny vola ho an’ireo mpilalaon’ny Barea

Anatin’ny fikarakarana ny fizarana ny tambin-karaman’ny Chan, azo avy any amin’ny Kaofederasionina afrikanina ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), amin’izao fotoana izao. Nihaona tamin’ny filohan’ny FMF ny delegasionin’ny Barea. «An-dalam-piketre­hana ny masaka ! » Araka ny vaovao voaray omaly, fantatra izao fa efa tonga ao amin’ny kaontin’ ny FMF ny tambin-karaman’ny Barea […]

FANTINA sy FINTINA

Naneho hevitra ny avy amin’ny antoko ARB, tarihin-dRaobelina Andry. Nambarany fa hetsi- bahoaka izao ka tsy azo sakanana ny herim-bahoaka rehefa mifoha. Nitsangana ny vahoaka malagasy rehefa tena reraka sy leo ary tapa-kevitra. « Asesiky ny fitiavan-tanindrazana sy ny faniriana ho amin’ny fiovana marina izany », hoy izy. Naneho hevitra ny depiote […]

Hetsika nahazoana alalana : Hampiseho ny tanjany eny Antsonjombe ny Irmar

Anio vao tena raikitra ny hetsika hotarihin’ny eo anivon’ ireo vovonana mpanohana ny filoha Rajoelina Andry, iara­hana amin’ny Irmar. Haneho ny heriny amin’ny fanohanana ny fitondrana izy ireo amin’izany. Nambaran’ny eo anivon’ny Prefektiora, amin’ ny alalan’ny Jly Ravelonarivo Angelo, mitarika ny OMC, fa nomena alalana izy ireo amin’ izany hetsika […]