La multiplication des cas de disparitions, d’enlèvements et d’assassinats touchant des enfants, des jeunes et des adultes, continue de susciter une inquiétude grandissante au pays. Transparency International Initiative Madagascar (TI-IM) et le Syndicat des enseignants-chercheurs et chercheurs-enseignants de l’enseignement supérieur (Seces), sortent de leur silence. Ils appellent à éradiquer le […]
Other News
TSELATRA
Nidona mafy tamin’ny moto iray notaingenan’olon-tokana ny fiara 4*4 iray marika Mitsubishi, omaly atoandro tamin’ny 2 ora sy 46 minitra. Niseho teny amin’ny lalam-pirenena voalohany Bis, teo amin’ny PK 46+ 900, fokontany Andandihazo, kaominina Tsinjoarivo Imanga,ny loza. Vokany, raim-pianakaviana iray 60 taona nitondra ilay moto naratra mafy ary namoy ny […]
Nikasa hangala-jaza : Olona telo voasambotry ny fokonolona
Ahenoana zaza sy olona very hatrany isan’andro, miparitaka anaty tambajotran-tserasera. Omaly, olona roa, nahitana vehivavy iray sy lehilahy iray, voasambotry ny fokonolona tetsy Ankazomanga Tsaramasay, ny maraina. Voalaza fa nikasa hangala-jaza tamin’ny alalan’ny fanomezana balaonina izy ireo, raha ny fanazavana voaray tamin’ny mponina. Nahatsikaritra izany ny olona teny amin’ny manodidina […]
Vonoan’olona : Tovolahy hita faty tapa-doha
Notapahin’ny tsy valahara ny lohan’ny tovolahy iray 15 taona, tao amin’ny fokontany Soavary Station, kaominina Tanandava, distrika Morombe, omaly. Hitan’ny mpandalo nitsirara tamin’ny tany io tovolahy io, nihoson-dra ny faritry ny tendany. Tsy nisy loha intsony izy. Nampandre ny manampahefana sy ny tomponandraikitra ny nanatri-maso. Ny akanjo teny an-koditr’ilay ankizy […]
Nanafika mpamongady : Maty voatifitry i Boss sy Lefaly
Lavon’ny mpitandro filaminana i Boss sy Lefaly, omaly misasakalina. Nikasa handroba mpamongady iray tao Betafo izy ireo no tafiditra tao anaty vela-pandrika. Nirefodrefotra ny poa-basy tao Betafo, ny sasakalin’ny alarobia hifoha alakamisy. Tambajotran-jiolahy hanafika tranombarotra mpamongady no rava. Nandamoaka ka lavon’ny balan’ny mpitandro filaminana i Boss sy Lefaly. Voaray mialoha […]






