Other News

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina ao amin’ny Kianja monisipaly Manakara ny basikety lalaovin’olona 3, “3×3 Panga­lanes”. Fifaninanana hotontosaina ny 4 sy 5 oktobra izao. Ny sokajy latsaky ny 13 taona, latsaky ny 15 taona, latsaky ny 17 taona ary ny Open lahy sy vavy, no hatao mandritra io roa andro io. Ny ligin’ny basikety […]

Muay Thai-Afrika : Hisolo tena ny Malagasy i Olga

Anisan’ny mitondra fampandrosoana ho an’ny taranja Muay Thai eto Madagasikara ny fanatanterahana fifaninanana matihanina. Nisy ny “Muay Thai Tournament 2” farany teo, izay natao teny amin’ny Kianja Mitafon’i Mahamasina, ka nahitana ny fahaiza-manaon’ireo Malagasy mpikatroka. Noho io fahaiza-manao mihatsara io, voaantso handray anjara amin’ny fiadiana izay ho tompondakan’i Afrika, hatao […]

Vaky trano teny Antanetibe : Olon-dratsy efatra voasambotra

Nisehoana fanafihana sy vaky trano tetsy amin’ny fokon­tany Antanetibe sy Ambohija­nahary, kaominina Antehi­roka, ny talata hifoha ny alarobia lasa teo. Nikasa hanao vaky trano sy hala-boty teny Antanetibe ireo olon-dratsy maromaro. Nirotsaka nanenjika sy nisambotra azy ireo ny andrimasom-pokonolona teny an-toerana. Voasambotra ny efatra tamin’izy ireo ary nen­tina eny anivon’ny […]

Toamasina : Nirongatra ny lozam-pifamovoizana

Hatramin’ny zoma 26 sep­tambra lasa teo, nisian’ ny hetsiky ny leo delestazy sy fitakiana rano nataon’ ny mpianatra anivon’ny Oni­versiten’i Toamasina, niron­gatra izaitsizy ny lozam-pifamoivoizana ao Toamasina ary namoizana ain’olona iray izany. Tranga voalohany ny alin’ny  sabotsy, tao Boulevard Ratsimilaho, tokony ho tamin’ ny 8 ora alina, izay efa nihoatra […]