Other News

TARATRY ny KANTO

Nanakanto, manakanto ary mbola hanakanto… Maneran-tany, samy miandrandra ny ho any amin’ny tsaratsara kokoa hatrany ny tsirairay, amin’izao vanim-potoana izao. Tokony ho tahaka izany ihany koa ny zavakanto sy ny tontolo misy azy. Mikatsaka ny kanto sy manatsara ary mampivelatra izany andro aman’alina. Tsy ho tonga ho azy anefa izany […]

« Fifaninanana Cape Town Showdown » : Manana solontena ny Tekken Madagascar

Tsy mena-mitaha amin’ireo tanora maneran-tany ny tanora malagasy, amin’ny lalao Tekken. Porofon’izany, manana solontena telo be izao, mandritra ny « Cape Tozn Shotdown » ny ekipa SLY, ahitana an’i Nioh, Manounou ary i Haja. Efa any Afrika Atsimo izy ireo, miatrika ity fifanina­nana iraisam-pirenena, izay « Tekken World » aty […]

Indostrian’ny zavakanto: Mirona any Azia ny tsena vaovao

Efa seha-pamokarana lehibe sy mahaleo tena amin’ny lafiny maro ny zavakanto sy ny kolontsaina any amin’ireo tany tandrefana. Nihazakazaka loatra aza raha oharina amin’ny an’ny hafa. Telozoro lehibe nandrakotra ny kaontinanta dimy ny fifandrohizan’ny fampivelarana ny zavakanto sy ny kolontsaina maneran-tany. Notrandrahina taty Afrika, tany Amerika Latinina. “Namboam­boarina” tany Eorôpa […]