Ny fangatahan’ireo Malagasy monina any ivelany te hahay ny kolontsainy no anisan’ny nahatonga ny famoahana ny boky « Valihan’Ikaky » voalohany tany ampitan-dranomasina. Ny hetahetan-dry zareo no novaliana mialoha noho ny tsy fisiana na tsy fahampian’ny mpampianatra zavakanto sy kolontsaina any ivelany, raha ny fanazavan’ny mpanoratra. Fantatra, omaly, fa hivoaka eto an-toerana […]
Other News
Antso farany ho an’izao tontolo izao : Boky manasongadina ny zava-misy ankehitriny
Antomotra tokoa ve ny fara andro araka ny ambaran’ny sasany? Hanao ahoana tokoa ny hoavy? Fanontaniana maro mpametraka mahakasika indrindra ny zava-misy iainana ankehitriny. Tsy eto Madagasikara ihany fa maneran-tany ireo. Niezaka nitondra valiny narahina fanohanan-kevitra manodidina izany ny mpanoratra Rabemanantsoa Rintsamahefa, anatin’ilay boky nosoratany, Antso farany ho an’izao tontolo […]
TSELATRA
Nosoloina ny CB sy ny delege miasa eo anivon’ ny kaominina Mahitsy, distrikan’Ambohidratrimo, taorian’ ny fitokonana nataon’ny fokonolona. Ny fisian’ny tranga kolikoly sy fangalana vola tsy ara-drariny momba ny fanoratana omby anaty boky sy taratasin-tany tamin’ny vahoaka tao an-toerana no antony. Dahalo nangala-basy tao Beroroha Atsinanana, lavon’ny balan’ny zandary, ny […]
Ambodivona : Lehilahy nangalatra 5 tapitrisa Ar voasambotra
Mpiasa nangalatra volan’ ny mpampiasa azy voasambotra tetsy amin’ny fiantsonan’ny taksiborosy Ambodivoina, ny 16 novambra teo. Niasa tao amin’ny tranombarotra iray tao Mananara Avaratra io lehilahy io. Nanararaotra ny fahatokisan’ny mpampiasa azy izy ka nanjavona nanomboka ny 10 novambra lasa teo. Nanamarina ny vola tao an-tsena ny mpampiasa azy, kinanjo […]
Voalaza ho nangala-bola : Tovolahy nananton-tena tamin’ny tady
Hita faty nihantona tamin’ny tady tao an-tranony, tany Mahatsinjo, vakim-paritra voalohany, Mahajanga, afakomaly atoandro, ny tovolahy iray manodidina ny 13 taona. Niara-nipetraka tamin’ny reniny izy, ary tamin’ny fotoana tsy nahatao ity farany no namonoany tena. Nandeha nivoaka niasa maraina ny reniny. Vatana mangatsiaka efa nihantona tamin’ny tady sisa novantaniny tao […]






