Other News

Fivorian’ny OMC sy ny praiminisitra ; Ho hentitra ny fepetra ho an’ireo mandika lalàna

Nivory, afakomaly alina, ireo tomponandraikitra ambony eo anivon’ny fitandroana ny filaminana (OMC). Nitarika izany ny praiminisitra lehiben’ny governemanta, Ntsay Chrisitian. Nivoitra tamin’izany fa ho hentitra sy ho henjana ny fepetra ho an’ireo mandika ny lalana sy ny minia manakorontana eto amin’ny firenena. Haverina amin’ny laoniny ny filaminana, araka ny nambaran’izy […]

Hatsikana: Hahemotra koa ny « Festival Jôkôsô »

Tsy mampiomehy ity indray mitoraka ity… « Namolavola ity tetikasa ity nandritra ny herintaona ngarangidiny aho. Efa nandefa izay rehetra teo am-pelatanako tamin’ny fikarakarana. Izao izy hahemotra na mety ho foana mihitsy aza… », hoy i Raytra Belaw’yck, tamin’ny rantiny, omaly. Izy no niketrika sy tompon’andraikitra voalohany amin’ny « Festival Jôkôsô », hetsika ho […]

TARATRY ny KANTO

Rava ny Cinépax. Efitrano fijerena sarimihetsika ao amin’ny Tana Water Front, izay niharan’ny fandravana sy fandrobana ny alin’ny alakamisy teo. « Tsy maintsy mikatona aloha izahay, sady handinika ny fahavoazana. Toerana nifampizarana fihetseham-po, tsiky, sns, nisian’ny fihaonana nahafinaritra foana tato aminay hatrizay. Mampalahelo anay ny mijery ny toeranao izao, fa mino […]

FANTINA sy FINTINA

Niantso ireo tanora Gen Z any amin’ny faritra ny eo anivon’ny mpitarika sy ny foiben’izy ireo mba hanohy ny hetsika, tamin’ny omaly. Nanentana ny mpikambana izy ireo mba tsy hihantsy ny mpitandro filaminana ary hisambotra ireo mpandroba. « Aoka koa isika hanalavitra ny faritra mena… Mampahery antsika », hoy izy ireo. Nanentana […]