Manoloana ny raharaham-pirenena amin’ izao fotoana, namoaka fanambarana iombonana ireo fikambanana, antoko politika, olom-pirenena tsora sy ireo Malagasy mila ravinahitra any Eoropa mivondron ao amin’ny Diamar, omaly, tany Paris. Voalazan’izy ireo amin’izany fa tsy fitakiana tsotra momba ny fahatapahan-jiro sy rano no voizina’ny mpanohitra amin’ izao fa fikasana hanozongozona fanjakana […]
Other News
SOMBIM-BAOVAO
Dingana manaraka ho an’ny Federation sport-boule malagasy (FSBM) ny fiatrehana ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, sokajy olon-telo miaraka vehivavy. Fihaonana hotanterahina any Douaisis, France, ny 9 ka hatramin’ny 12 oktobra ho avy izao. Efa any an-toerana ny ekipam-pirenena malagasy manoman-tena ho amin’izany. Hankafy lalao baolina kitra mahafinaritra indray ny […]
Volley-Mada 1D : Mandravarava ny ekipan’ny Zandary
Miditra amin’ny andro fahadimy, anio, mialoha ny hidirana amin’ny dingana farany, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja volley-ball, sokajy 1ère division, lahy sy vavy. Tanterahina eny amin’ny Kianja mitafo Ankoay Ankorondrano sy eny amin’ny ANS Ampefiloha izany. Tsy mbola lefy laza hatreto ny ekipan’ny GNVB (Gendarmerie nationale de volley-ball) […]
« Ballon d’or » : Lasan’i Ousmane Dembelé
Ilay Frantsay mpilalao baolina kitra, lohalaharan’ny Paris St Germain (PSG), i Ousmane Dembelé, no voahosotra ho mpilalao mendrika indrindra nandritra ny taom-pilalaovana 2024/2025, ka nandrombaka ny «Ballon d’or». Ny alatsinainy lasa teo, tao amin’ny Théâtre du Chatelet Paris, no nanaovana ny lanonam-panolorana izany. Hetsika nokarakarain’ny France Foot-ball. Anisan’ny andrin’ity ekipa […]
Baolina kitra: Hilalao ao amin’ny klioba CFFA i Dax
Manana mpilalao vaovao efa kalaza amin’ny tontolon’ny baolina kitra ny klioban’ny CFFA Andoharanofotsy. Nahazo an’i Dax izy ireo. Haharitra herintaona ny fifanarahana. «Nifindra lasy !» Nambara ofisialy teny amin’ny kaominina Andoharanofotsy, omaly, ny fahatongavan’ Andriamirado Arohasina na i Dax ao amin’ny klioban’ny CFFA. Araka ny nambaran-dRakotoarimanana Henintsoa na Maire Tôta, […]






