Araka ny fikarohana natao omaly, nasiana fanamboarana ny lalana maro ao an-tampon-tanànan’i Mahajanga. Maherin’ny folo kilometatra ny lalana namboarina tao amin’ity renivohitra ity. Nanova tanteraka ny endriky ny tanàna ny asa fanamboarana, izay manatsara hatrany koa ny fivezivezena ao an-toerana. Nanatanteraka asa fampiofanana tany amin’ny kaominina Ambohimena, faritra Diana, ny […]
Other News
Madagasikara sy Frantsa: Tetikasa marolafy vita sonia
Nifarana ny zoma lasa teo, teny amin’ny Novotel Alarobia, ny fihaonambe faha-3 momba ny fitsinjaram-pahefana ifotony, niarahan’i Madagasikara sy i Frantsa. Nandritra ity roa andro nanaovana fifanakalozan-kevitra sy fifampizarana traikefa ity, fantatra izao fa tetikasa maro no vita sonia. Anisan’izany ny taratasy faniriana hanangana fiaraha-miasa ara-pitantanana ifotony eo amin’ny Kaominina […]
Toliara II : Nahazo fitaovana vaovao ny mpanjono
Nisitraka fitaovana vaovao avy amin’ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga (MPEB) ireo fikambanan’ny mpanjono miisa dimy ao amin’ny distrikan’i Toliara II, faritra Atsimo Andrefana, araka ny vaovao hita omaly. Lakana vita amin’ny “fibre de verre” misy motera no natolotra azy ireo. Natao hitsidihana sy hitsirihana ny ranomasina ny fomba […]
Fablab EnR-out: Hanosika ny tanora amin’ny sehatry ny angovo azo havaozina
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, ny sabotsy lasa teo, ny « Fablab EnR-out ». Tetikasa vaovao mikendry ny hampiofana ny tanora amin’ny sehatry ny angovo azo havaozina. Foibe mandehandeha izy io, mitovitovy amin’ny maodely « C’est pas sorcier », saingy mifantoka manokana amin’ny fampiroboroboana ny angovo azo havaozina. Hanome fahafahana ireo […]
Soka-dranomasina: Hita eto Madagasikara ny karazany 5 amin’ny 8 maneran-tany
Ankoatra ny sokatra an-tanety, mampiavaka an’i Madagasikara ihany koa ny fananany Soka-dranomasina na Fano. Misy ny tetikasa Aro Fano hiarovana azy ireny. Tsy misy afa-tsy 8 ny karazan-tsokatra an-dranomasina maneran-tany. Hita eto amintsika daholo ny 5 amin’izy ireo, dia ny sokatra voaravaka (Eretmochelys imbricata), ny sokatra maitso (Chelonia mydas), ny […]






