Mahavariana sy mampametra-panontaniana ny kajikajy politika misy amin’izao fotoana izao. Nivadika ho adilahin’ny mpitady seza sy ny samy mpitady korontana ny resaka momba ny « leo delestazy sy rano tapaka ». Ao dia mifandramatra sy mitady hifamono an-kitsirano ao, na ny mpomba na ny mpanohitra fitondrana, ao amin’ny tambajotran-tserasera. Angaha tsy […]
Other News
Fivoriamben’ny ONU : Mitondra ny feon’ny Sadc ny filoha Rajoelina Andry
Tsy misolo tena an’i Madagasikara fotsiny, fa ny firenena mandrafitra ny Sadc, ny filohan’ny Repoblika malagasy, Rajoelina Andry. Mitondra ny tenin’ny mpikambana mandritra ny fankalazana ny faha-80 taonan’ny Firenena mikambana izy Hitondra ny feon’i Madagasikara ny filoha Rajoelina Andry amin’izao fivoriana faha-80 ataon’ny eo anivon’ny Firenena mikambana (ONU) any New […]
Houlder Mohamed Amédé : Laharana faha-47 amin’ny 55 maneran-tany
Somary ratsiratsy ny vokatra azon’ny Malagasy, nandritra ny fifaninanana ho an’ny tsirairay, tamin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany ho an’ny taranja hazakazaka am-bisikileta, izay tontosaina any Rwanda. Laharana faha-47 amin’ireo 55 nandray anjara, i Amédé Houlder Mohamed. Nambarany, omaly, fa tena sahirana tanteraka ny tenany, noho ny tsy fitovian’ny fitaovana […]
SOMBIM-BAOVAO
Norombahin’ny ekipazy Asacm, nisy an’i Mathieu sy i Herii Possible, nitondra ny fiara Subaru, ny andiany faha-22 amin’ny « Rallye Tour de Tana ». Fihaonana notanterahina ny faran’ny herinandro lasa teo. 1 ora 38 mn 49, 3 s ny fe-potoana vitan’izy ireo. Faharoa i Aro Kiady sy i Elvis (Asacm), tara 2 […]
« Allez Hoop Quest 2025 »: Nahavita namondrona mpilalao 400
Nahomby ny hetsika. Ambohipihaonan’ny mpankafy taranja basikety 3×3 ny teny amin’ny Parvis Analakely, ny faran’ny herinandro teo. Nafana ny fifaninanana, nafana toraka izany ihany koa ny seho nandravaka sy ny fanentanana. Voalohany ny fikarakaran’ny RDJ ny « Allez Hoop” teny amoron’arabe sy manoloana ny Lapan’ny tanàna, izay efa fanaon’ireo firenena hafa. […]






