Mbola hihaona indray eo amin’ny ampahefa-dalan’ny fiadiana ny amboara nasionaly « Yas Coupe 2026 », ny CFFA Andoharanofotsy sy ny Cosfa miaramila. Notanterahina tetsy amin’ny orinasa Yas Madagascar Andraharo ny antsapaka hahafantarana izay ho mpifanandrina amin’ny ampahefa-dalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, «Yas Coupe 2026». Tafaverina hifanandrina amin’ity amboara nasionaly ity indray ny CFFA […]
Other News
Seranan-tsambon’i Toamasina : Hatsaraina amin’ny niomerika ny fivezivezin’ny kamiao
Tafiditra anatin’ny paikady hampandrosoana ny toekaren’i Madagasikara ny asa fanitarana ny seranan-tsambon’i Toamasina. Tsy afa-misaraka amin’izany ihany koa ny fanatsarana ny fivezivezen’ny kamiao maka sy hanatitra entana ao an-toerana. Eo koa ny paikady hanafoanana ny fitohanana eo amin’ny Boulevard d’ Ivondro, vavahady hidirana ao anivon’ny seranana. Hialana amin’ny filaharan’ny kamiao […]
Africa Corps : Mandray anjara amin’ny fitandroana ny filaminana
Anisan’ny mitondra ny anjara birikiny amin’ny fitandroana sy fametrahana fandriampahalemana aty Madagasikara sy Afrika ny miaramila rosianina na ny Africa corps. Manoloana ireny fampiasana drones, nanarahan-dia ny filohan’ny Fanavaozana ireny, dia voalaza fa manaraka akaiky sy manampy ny Malagasy izy ireo. Etsy ankilan’izay, mbola mitohy ny iraka ataon’izy ireo any […]
Famaranana ny ampahavalon-dalana : Hifampitana i Messi sy i Mo Salah, anio
Anisan’ny fihaonana andrandrain’ny rehetra, indrindra ny afrikanina, ny lalaon’ny Albiceleste, Argentine sy ny Faraonan’i Egypte. Hifampitana mafy, araka izany, i Lionel Messi sy i Mo Salah. Tsontsorimamba isarahana ny an’ny roa tonta amin’ity. Hifarana anio talata, ny dingana ampahavalon-dalana, hiadiana ny ho tompondaka maneran-tany “Mondial 2026”, tanterahina any Canada, Mexique […]
VAOVAO TAMBATRA
Nisitraka fampitaovana ireo polisin’Ala ao Morondava. Finday sy masolavitra no nomena an’ireo mpisafo miisa 210 hanamafisana ny fanaraha-maso ny ala honko sy ny harena voajanahary ao amin’ny faritra Menabe. Hetsika tafiditra ao anatin’ny fandaharanasa Honko Mamelon’jafy na PCD II. Marihina fa vehivavy ny avy amin’ny vondrom-piarahamonina eny ifotony ny 17 […]






