Other News

JIC 2026 : Nohatsaraina ny fandraharahana

Vaindohan-draharaha nandritra ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena natokana ho an’ny kaoperativa tao Sambava ny sehatry fampandrosoana ny sehatry ny fandraharahana. Nifanakalo traikefa sy nahazo tohana ara-teknika ireo kaoperativa mpandray anjara. Tanjona ny hanamafisana ny kolontsaina tia mandraharaha sy ny fampandrosoana maharitra. Ankilany, ny fifaninana natao ho an’ireo kaoperativana nanana tranoheva […]

Tetikasa Volobe : Miomana hanangana fotodrafitrasa

Mirindra ny fanomanana ny tetikasa Volobe. Hatom­boka amin’ny voalohan’ny taona 2027 ny fanamboaran-dalana mirefy 45km, mampitohy an’i Fanandrana sy Ambo­dilazana. Tetikasa izay haharitra 8-12 volana. Aorian’izay ny fananganana ireo fotodrafitrasa samihafa hampandehanana ny tetikasa. Nivoitra izany nandritra ny salon « RSE et IDD », andiany faha-10, tetsy amin’ny Novotel Ivandry. Natomboka tamin’ny […]

Noho ny olana teknika: Miverina ny delestazy eto Antananarivo

Misy olana ara-tekinika ny tariby mampifandray ny « alternateur” gropy 2, amin’ny tobim-pamokatra herinaratry ny Afripower ao Mandroseza. Mihena ny famokarana herinaratra amin’ny Tam­bajotra irai­san’An­ta­­nanarivo (RIA). Hanodidina ny telo andro eo ny faharetan’ny asa fanarenana. Mandritra izay, hihatra isan-kariva, ma­nomboka amin’ny 5 ora sy sasany hariva ka hatramin’ny 8 ora sy sasany […]

FANTINA sy FINTINA

Tsy mazava sy tsy ampy ny hizorana amin’ny fanavaozana, araka ny nambaran’ny mpandalina politika, Raveloson Constant. Niaiky ny tenany fa tena nampandehanina ny firenena tamin’ireny jiro sy rano ireny. « Olana sy lesoka anefa ny tsy nanatanterahana ny tena fanavaozana ny Repoblika », hoy izy. Tsy misy faritra tokony havela ho diso […]

Zotram-pifidianana : Ezahina ny hampandraisana anjara ny rehetra

Ao anatin’ny fanvaozana manontolo ny lisi-pifidianana ny Vaomieram-pirenena ma­ha­leo tena misahana ny fifidianana (Ceni) amin’izao. Ao anatin’ny fitondrana Fanava­ozana ihany koa… Nisy àry ny dinik’asa teny amin’ny foiben-toerany, Alarobia, omaly. Ho amin’ny fanovana manontolo ny lisi-pifidianana andaniny; ankilany, hizorana amin’ny vinan-tetiandro naroson’ny Ceni ho amin’ny fanatanterahana fifidianana. Nandray anjara tamin’izany […]