Other News

Fomba fiasa vaovaon’ny polisy : Hiompana amin’ny fanabeazana hanara-dalàna

Mametraka fomba fijery sy fiasa vaovao ny polisim-pirenena manoloana ny fihavaozana sy fanarenana tanteraka apetraky ny filohan’ny Fana­vaozana ny Repobikan’i Ma­da­gasikara. “Anisan’ny ezaka ataon’izy ireo ny fahazoana vokatra tadiavin’ny vahoaka, izany hoe, ny hisian’ny filaminana”, hoy ny tale jeneralin’ny polisy, ny Commissaire divisionnaire de police Tsara­monina Ravony, raha nitafa tamin’ny […]

Antehiroka Ambohibao : Maty ilay voatifitra teo amin’ny kibony

Namoy ny ainy, afakomaly, ny lehilahy iray, voan’ny bala teo amin’ny kibony. Anisan’ny lasibatra nandritra ny fifampitifirana teny Andranoro ny tenany. Tsy tana ny alin’ny alarobia 5 novambra teo ny ain’i Nekena, tovolahy voan’ny bala teo amin’ny kibony nandritra ny savorovoro teny amin’ny fokontany Andra­noro, kaominina Antehiroka Ambohibao, ny alin’ny […]

Baolina kitra U15 : Ekipa 32 nifantenana Barea

Notanterahina teny amin’ny Kianja Elgeco Plus Sta­dium, ny alahady teo, ny fifaninanana baolina kitra sokajy zandriny, U15. Fihaonana no­karakarain’ny Association des jeunes entraineurs actifs (AJEA). Tanjona ny hifantenana mpilalao handrafitra ny Barea U15, hiatrika «Tournoi» tanterahina atsy Maurice, ny volana desambra ho avy izao. Nahatratra 32 ireo ekipa nifaninana tamin’ity ka […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina anio, ao amin’ny Kianja mitafo Arena Toamasina, ireo lalao ampahefa-dalana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja handball, sokajy Senior, lehilahy. Hifandona ny HC Est Atsi­mo Andrefana sy ny Vasia Ihorombe, ny HBC Cut sy ny Masôva ary ny ASRB sy ASSM. Eo koa ny Littoral SC sy ny HTHB. […]