Taorian’ny tany Boeny, nahazo ny anjarany koa ireo fokontany iasan’ny tetikasa Ma Honko, ao anatin’ny kaominina any amin’ny faritra Sofia. Natolotra tao amin’ny biraon’ny Faritra, ny 13 septambra teo, ny jiro manazava ny tanàna, mandeha amin’ny herin’ny masoandro miisa 90, ho an’ny kaominina 10, amin’ny distrika telo, Antsohihy (Ambodimandresy, Ambodimadiro, […]
Other News
Ankarafantsika: Voafehy ny afo
Nirehitra ny alakamisy teo ny ala any amin’ny Valanjavaboahary Ankarafantsika. Niara-nientana avy hatrany ny mpisehatra rehetra any an-toerana namono ny afo. Voafehy ny alahady maraina, 14 septambra teo, ny afo, ary mitohy ny famonoana sy ny fanaraha-maso ny otrikafo manodidina ny faritra arovana, sao sanatria, mitarika firehetana vaovao indray. Tsy […]
Madagasikara sy Frantsa: Hanamafy ny fiaraha-miasa momba ny fitsinjaram-pahefana
Hotanterahina eto Madagasikara, ny 18 sy 19 septambra ho avy izao, ny andiany fahatelo amin’ny hetsika « Assises de la Coopération décentralisée ». Ifarombonan’i Madagasikara sy i Frantsa ny mikarakara izany. Hampiantrano ny andiany fahatelo amin’ny hetsika fanamafisana ny fifanarahana eo amin’ny malagasy sy ny frantsay, « Assises de la coopération décentralisée », i […]
Sahirana ny mpamokatra: Mitotongana ny vidin’ny lavanila
Miovaova be ny vidin’ny lavanila masaka eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Miantraika any amin’ny lavanila maitso miainga any amin’ny tantsaha izany, izay tafidina amin’ny vidiny ambany indrindra, ankehitriny. Firenena voalohany maneran-tany mpamokatra lavanila i Madagasikara. Miantoka ny 80%. Mitotongana tanteraka ny vidiny amin’izao fotoana izao, miainga any amin’ny tantsaha mpamokatra. Tafidina […]
TARATRY ny KANTO
Hahemotra amin’ny fotoana manaraka ilay sehon’i Tselonina sy ny tarika Jeneraly any Paris. Saika hatao ny sabotsy teo io, saingy soa ihany ho an’ny mpankafy teto Madagasikara. Noho io fanemorana io mantsy no nahafahan’i Tselonina nihaona tamin’ireo mpankafy tetsy Mahamasina, sy nanolorana azy ny mari-pankasitrahana ihany koa, ho pao-tsatroka avy […]






