Le dernier roadshow d’Odoo organisé à Antananarivo a une nouvelle fois attiré un large public et rencontré un franc succès. Les experts de la plateforme, aux côtés de nombreux entrepreneurs venus en nombre, ont multiplié les démonstrations pour mettre en avant les atouts du logiciel. En effet, le gain de […]
Other News
Basikety N1A : Ekipa misongadina ny ASSM Analamanga
Hiditra amin’ny dingana farany, manomboka anio, ny fiadiana ny tompondaka nasionaly N1A, lahy sy vavy, taranja basikety, tontosaina eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Manomboka hita taratra ireo ekipa henjana amin’ity fifaninanana ity. Anisan’ny misongadina ny ASSM Analamanga, eo amin’ny sokajy vehivavy. Lalao dimy no natrehin’izy ireo hatreto ary fandresena 4 […]
SOMBIM-BAOVAO
Anisan’ireo mpilalao nantsoin’ny Elgeco Plus handrafitra ny ekipany amin’ny lalao savaranonando mandroso, hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ilay kameroney i Pafong. Ankoatra azy, hisy mpilalao hafa avy eto an-toerana telo hafa, ka anisan’izany i Gregas. Tsiahivina fa hidona amin’ny Silver Strikers Malawi izy ireo amin’izany. Hiditra amin’ny andiany fahatelo indray […]
Tsipy kanetibe : Tsy azon’ny Malagasy ny Masters
Nifarana ny talata lasa teo, tao La Talaudière France, ny Masters 2025, taranja tsipy kanetibe. Tsy azon’ny Malagasy izany fifaninanana izany, na noheverina ho “favori”, tamin’ireo mpifaninana aza i Madagasikara. Resin’ny ekipan’i Bonetto, teo amin’ny famaranana tamin’ny isa mazava, 13 no ho 4, i Yves sy i Balôty ary i […]
Filoha Rajoelina Andry : “Zava-dehibe ho an’ny baolina kitra ny fananana kianja”
Miezaka manatsara sy mampivoatra ny fanatanjahantena eto Madagasikara ny fanjakana. Manaporofo izany ny firosoana amin’ny fananganana fotodrafitrasa, toy ny « tribunes » etsy amin’ny Kianja CFFA Andoharanofotsy. Ho fanatsarana ny tontolon’ny baolina kitra eto Madagasikara, nohatsaraina ny kianjan’ny CFFA etsy Andoharanofotsy. Napetraky ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, teny Iavoloha, omaly, ny vato fototra […]






