Tsy honohono ity ry zareo, masontsika ny nahita fa tao anatin’ny iray volana, fianakaviana maro no afa-pahasahiranana ary olona am-polony mahery, tonga mpanapitrisa tampoka ka lasa «milionera». Tsy tamin’ny alalan’ny Tic Tac Dou, na «rallye des miracles» fa tamin’ny baolina kitra. Rakotondrabe Romuald Félix (coach Rôrô), nahavita izany tamin’ny fomba […]
Other News
Sarimihetsika : 758 ny « films » handray anjara amin’ny MFF 20
Manana fivelarana lehibe eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny tontolon’ny sarimihetsika malagasy. Hotanterahina ny 12 novambra ka hatramin’ny 17 novambra izao ny andiany faha-20 amin’ilay hetsika lehibe « Madagascourt Film Festival ». Mahatratra hatrany amin’ny 758 ny isan’ireo « films » hifaninana. Isa anisan’ny maneho fisokafana goavana raha oharina amin’ny andiany teo aloha. Ny 62 […]
« Opération Bokiko » : Manampy ny talenta vao
Isaky ny sabotsy voalohan’ny volana. Manatontosa atrikasa momba ny tontolon’ny boky ny « Opération Bokiko ». Hetsika iray ho fanampiana ireo manan-talenta sy ireo maniry ny hirotsaka eo amin’ny asa soratra sy ny boky. Ny faran’ny herinandro teo, notontosaina tao amin’ny Cité des cultures Antaninarenina ny andiany faharoa izay nanasana manokana an’i […]
Seho tao amin’ny CCEsca Antanimena: Talenta roa mifameno ny an’i Erick Manana sy i Jöel Rabesolo
Raha atao indray mijery. Samy manana ny mampiavaka azy eo amin’ny sehatry ny hira i Erick Manana sy i Jöel Rabesolo. Tsy sakana tamin’ny fampiraisana ny talenta, anefa, izany. Ireo seho nisesy tato ho ato… Raha mety nanana endrika fanandramana ny tany ivelany… Ny tena izy kosa no noentin’i Erick […]
TSELATRA
Lehilahy iray hita faty nisy namono tetsy akaikin’ny Ambasady Amerikanina ny sabotsy teo. Mpandalo no nahita ny vatana mangatsiaka nivalampatra tamin’ny tany ka nampandre ny tomponandraikitra. Nahitana dian’antsy roa ny vatany. Hita teo amin’ny kibony ny roa ary teo amin’ny tendany ny iray, toarian’ny fizahana nataon’ny mpitsabo azy. Nentina nihazo […]






