Madio, miavaka amin’ ireo nosy rehetra eto Madagasikara i Sainte Marie. Manana ny foto-pivelomany sy mampalaza azy ity faritra iray ity. Maro ireo olona nanaovana fanadihadiana teny an-toerana, saingy nisafidy ny tsy hitonona anarana noho ny antony manokana. Nosy iray any amin’ny faritra atsinanan’i Madagasikara i Sainte Marie. Toerana iray […]
Other News
Morondava : Notokanana ny ZDS Tsiribihina
Notokanana ny zoma lasa teo ny tobin’ny fari-piarovana sy filaminana na Zone de défense et de sécurité (ZDS) Tsiribihina ao Morondava. Nitarika ny lanonana ny filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara sady lehibe faratampon’ny Foloalindahy, Rajoelina Andry niaraka tamin’ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta, Ntsay Christian, sy ny minisitry ny Foloalindahy (MFA), ny Jly Sahivelo Delphin, […]
Fiaraha-miasa ara-pitsarana: Niara-nivory ny amerikanina sy ny minisitera
Niara-nivory ho fanamafisana ny fiaraha-miasa ny solontena avy amin’ny masoivoho amerikanina sy ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsarana, teny Faravohitra, omaly. Nivoitra tamin’izany ny ho fanatsarana ny fiaraha-miasa entina hanatsarana ny fandraharahana ny fonja. Nialoha ny fihaonana ny fananganan-tsaina. Nambaran’ny minisitry ny Fitsarana, Rakotomandimby Benjamin Alexis, ny fisaorana ireo rehetra nikarakara […]
VAOVAO TAMBATRA
Tsy mbola mandeha ny asa fanamafisana ireo tetezana miisa 13 amin’ny lalam-pirenena faha-2. Asa entina hitaterana ireo milina miisa 7, izay milanja 60 hatramin’ny 70 taonina ny iray, hampandehanana ny toby vaovao eny Ambohimanambola, mamokatra 105 MW. Efa nisy ny fandaharam-potoana napetraky ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo, saingy tsy […]
Foara FIA sy FIG: Fampirantiana lehibe nahasarika mpitsidika maro
Nifarana tamin’ny endrika miavaka ny « Foire internationale de l’agriculture, de l’élevage et de la pêche (FIA) » andiany faha-7, izay natao niaraka tamin’ny « Festival international de la gastronomie (FIG) », tao amin’ny CCI Ivato. Naharitra efatr’andro ny hetsika ary nahasarika olona an’arivony maro izany. Araka ny tatitra nataon’ny mpikarakara, MadaVision, tena nahomby […]







