Other News

VAOVAO TAMBATRA

Noho ny fiovaovan’ny toetr’andro ankehitriny, mitady ny fomba rehetra hanalefahana ny mety ho voka-dratsy aterak’izany ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga (MPEB). Araka izany, notontosaina tao Nosy Be Hell Ville, ny faran’ny herinandro teo, ny atrikasa nanangonana ny paikady hiatrehana izany. Nifarana ny alahady 31 aogositra teo, tao Betsizaraina, […]

Lalana RN12A: Hatsangana ny tetezana vaovao mirefy 400 metatra

Mandeha ny fanarenana ny lalam-pirenena 12A, mampitohy an’i Vangaindrano sy i Taolagnaro. Anisan’ny asa goavana atao ny fananganana tetezana mirefy 400 metatra any Masianaka. Mandroso araka ny to­kony ho izy ny asa fanamboarana, hatao godirao, ny lalam-pirenena RN12A. Tafiditra amin’izao fotoana izao ny fanarenana ny ampahan-dalana mirefy 32 km. Manomboka eo […]

Tsena iraisam-pirenena: Tsy mitsaha-midina ny vidin- tsolika

Nidina ho 68 dolara ny vidin’ny iray ba­rila (1 barila= 159 litatra) eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Mihena ma­naraka io ihany koa ny vidiny eto an-toerana. Araka ny efa fantatra, miova isam-bolana ny vidin-tsolika eto amintsika, manaraka ny vidiny eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Araka ny fifanarahana amin’ny Tahirimbola iraisam-pirenena (FMI), tsy […]