Mitarika ny Vondrona Sadc ny filoha Rajoelina Andry. Anisan’ny nomarihiny tamin’ny 18 aogositra teo, fa tombontsoa lehibe ny fitarihany an’ity Vondrom-paritra ity eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Nambaran’ny filohan’ny Sadc, fa fomba ahafahana mifampidinika ny Sadc, ary anisan’izany ny fifanarahana amin’i Etazonia, mahakasika ny tsena Agoa. Satria, ho tapitra amin’ny volana […]
Other News
Tetikasa « autoroute »: Izay natomboka tsy maintsy vitaina
Misantatra ny fampiasana ny arabe migodana ny Malagasy. Nidina teny Ambodifasina ny filohan’ny Sadc, sady filohan’ny Repoblika malagasy, Rajoelina Andry, omaly. Nohamafisiny fa izay asa natombony dia tsy maintsy hovitaina. Nosantarin’ny filoha Rajoelina Andry, omaly, ny fanokafana ny ampahan-dalana amin’ny arabe migodana teo amin’ny PK0, Ambodifasina. Mirefy 8 km ny […]
Angovo azo havaozina: Orinasa voalohany hampiasa ny angovo azo avy amin’ny rivotra ny QMM
Miditra tsikelikely any amin’ny fampiasana angovo madio ny orinasa QMM any Taolagnaro. Ampiasaina ny angovo avy amin’ny herin’ny masoandro sy ny avy amin’ny rivotra (éolienne). Nampiasa angovo ambanin’ny tany, toy ny solika, hatramin’izay ny orinasa QMM any Taolagnaro. Ampiasaina hampandehanana ireo milina mamokatra herinaratra izany, mahatratra 24 MW. Tsy laniny […]
TARATRY ny KANTO
« Sa.Crée », fampisehoana marolafy, ao amin’ ny Cités des cultures Antaninarenina, ny 20 aogositra izao, manomboka amin’ny 6 ora sy sasany hariva. Hanambatra an-tsehatra ny teatra sy ny dihy ry Vony Ranala sy Marion Huet, mandritra izany. Tetikasa hitondra forona vaovao izy ity, izay kasaina hitohy amin’ny fotoana sy ny toerana […]
Lôlô sy ny tariny : Ho avy ny mpikambana sasany
Aman-taonany maro no efa niandrandra ny fiverenan’ ny Lôlô sy ny tariny ireo mpankafy rehetra. Tsy mbola ho tanteraka indray anefa izany. Vaovao tsara ihany anefa, satria fantatra fa ho avy hiaraka aty an-tanindrazana ny mpikambana sasany izay monina any ivelany. Hihaona indray amin’i Benny sy Bebey, ry Gôda, Ra […]






