Other News

Foara « IATF » : Nasongadin’i Madagasikara ny PICM tany Alger

Natao ny 4 hatramin’ny 10 septambra teo, tany Alger, ny Foara ara-barotra ho an’ny afrikanina (IATF 2025) andiany fahefatra. Anisan’ny hetsika ara-toekarena lehibe indrindra aty Afrika ity natao ity. Nahavory mpitsidika ma­herin’ny 35 000 avy any amin’ny firenena miisa 80 sy orinasa mpandray anjara maherin’ny 2 000 ny “IATF”. Nanohana ny foara […]

Mampiahiahy : Lehilahy hita faty teo amin’ny seranan-tsambo

Raim-pianakaviana iray sahabo ho 45 taona hitan’ny mpiasan’ny seranan-tsambo hamonjy asa vao maraina, ny talata faha-7 oktobra teo, tokony ho tamin’ny 4 ora sy 30 mn, nitsirara mifanakaiky amin’ny tobin-tsolika iray ao Ampasimazava – Toamasina. Nandritra ny fandalovan’ny mpanao gazety teny an-toerana, raha nanontany ireo rehetra nanatri-maso, mpivarotra sakafo masaka, mpiasan’ny […]

Seces: “Tsy hifampiresaka raha tsy misy fitoniana”

“Raha mbola misy ny famonoana an’ireo zanakay, mbola tsy hiroso amin’ny fifampiresahana aloha ny Seces”, hoy ny avy amin’ny sendikàn’ny mpam­pianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra (Seces), Andriamasinoro, teny Ankatso, omaly, manoloana ny toe-draharaham-pirenena izay ian­tsoana fifampidinihana. Nefa vonona amin’izany ny Seces, rehefa tonga amin’ny fitoniana sy tsy fikasihana an’ireo zanany. […]

Raharaham-pirenena : Manohana ny vahoaka ny Nonce apostolique

Manaraka akaiky ny toe-draharaham-pirenena koa ny eo anivon’ny Nonce apostolique, solontenan’ny Vatikana eto amintsika, ny Mgr Tomasz Grysa. Nambarany tamin’ny sorona Masina fitokanana Sanctuaire Mb Terezin’i Jesoa Zaza­kely, tany Belo ambonin’i Tsiribihana fa anisan’ny miara-mizaka ireo mafy rehetra mihatra sy mahazo ny vahoaka eto amin’ny firenena koa ny eveka. « Anisan’ny […]

Praminisitra, ny Jly Zafisambo Ruphin Fortunat : “Misokatra amin’ny ankolafin-kery maro ny governemanta hijoro”

Andrasana fatratra amin’izao ny fijoroan’ny governemanta vaovao. Hanao ahoana? Misokatra amin’ny ankolafin-kery maro, araka ny nambaran’ny Praiminisitra, ny Jly Zafisambo Ruphin Fortunat, izany. “Ny governemanta hijoro eo dia governemanta misokatra amin’ny ankolafin-kery maro sy ny sehatra iombonana amin’ny fanarenana ary ho antoka amin’ny fanajana ny rafitra demokratika sy ny zon’ny […]