Other News

Southside BJJ: Hahazoana vokatra tsara ny fampianarana ao amin’ny klioba

Klioba anisan’ny misongadina eto Analamanga ny Southside Brazilian Jiu Jitsu Madagascar. Ankoatra ny fifaninanana, mitaiza ny mpikatroka ao aminy hanana fi­sainana sahy sy mahavita ma­maha olana ary hampihatra izany eny ambony tatami ireo mpanazatra. Mametraka ho zava-dehibe ny fifampisintonana miakatra mba ho samy ho tafita. Mahay mampiasa araka ny tokony […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotontosaina ny 13 sy 14 septambra izao, eny amin’ny Kianja mitafo Ankoay Ankorondrano, ny fiadiana ny ho tompondakan’Analamanga, taranja karate. Mpikatroka manodidina ny 350 no handray anjara amin’izany, ahitana ireo klioba rehetra manerana an’Analamanga. Nahemotra amin’ny fotoana tsy mbola fantatra ny fifaninanana «Xtreme Combat» karakarain’ny klioban’ny Lion Force, taranja kick […]

Karting – 3è Grand Prix Mada : Fifaninanana hafainganam-pandeha

Hotanterahina ny alahady 31 aogositra ho avy izao, eny amin’ny Circuit international de karting Imerintsiatosika ny andiany fahatelo amin’ny «Grand Prix», fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara. Fifaninanana hafainganam-pandeha amin’ny Rotax, karakarain’ny klioba Serana Ra­cing Kart, no hatao amin’izany. Misokatra ho an’ireo Malagasy mpanamory rehetra manana kara-pilalaovana Karting Fédération sport automobile […]

Tenisy ambony latabatra : Mbola lesoka ny lafiny fotodrafitrasa

Notanterahina nanomboka afakomaly, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina Mahamasina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tenisy ambony latabatra, lahy sy vavy. Nilaza ny tomponandraikitra iray eo anivon’ny Federasionina malagasy, izay misahana ny taranja eto an-toerana, fa mbola lesoka amin’ny fifaninanana nasionaly tahaka izao ny resaka fotodrafitrasa. Nambarany […]

“Alley Hoop Quest”: Ekipa 80 hifaninana eo amin’ny Parvis Analakely

Hotontosaina ny sabotsy 30 sy alahady 31 aogositra izao, manoloana ny Lapan’ny tanànan’Antananarivo, ny fifaninanana “Alley Hoop Quest”, taranja basikety 3×3. Ekipa 80 no hifaninana. Raikitra ny fifaninanana! Tontosa omaly, teny amin’ny Lapan’ny ta­nànan’Antananarivo ny fivoriana ara-teknika niarahana tamin’ireo mpandray anjara sy ny mpikarakara. Nahitana ny RDJ, CUA, ny Federasionina […]