“Mahita izahay fa tsy vahaolana ny fanonganam-panjakana”. Io ny fanazavan’ny filohan’ny sendikan’ny administratera sivily (Synad), Rakotondramanana Solofotahina Lalaina, teny Iavoloha, afakomaly, taorian’ny fihaonan’izy ireo tamin’ny filohan’ny Repoblika. Efa niaraha-nahita ny zava-nisy teto amin’ny tany sy ny fanjakana nandritra ny fitondrana Tetezamita. Tsy vahaolana ny mbola hiverenan’ny krizy indray. Satria hijaly […]
Other News
Vondrona Irmar : Nidina an-dalambe koa ny mpanohana
Tanteraka tao anatin’ny filaminana ny sabotsy teo ny hetsika nataon’ny mpomba ny filoha Rajoelina Andry. Nasehon’izy ireo ny mbola fanohanany ny fitondrana sy ny fitsipahana ny korontana. Samy niainga amin’ny boriborintany nifanakaiky ny diabe nataon’ireo fikambanana, olon-tsotra naneho ny fiarahany amin’ny filoha Rajoelina Andry. Anisan’izany ny nifamotoanan’ireo avy eny amin’ny […]
FANTINA sy FINTINA
Manameloka ny herisetra atao amin’ny tanora ireo ray aman-dreny ao Mahajanga ary manahy fampisaraham-bazana ny samy mpiray tanindrazana, araka ny nambaran’izy ireo ny sabotsy teo. «Ny fihetsiky ny mpitondra niatrehana ny fitakiana zo nataon’ ireo tanora. Fotoana izao handinihana ny fampitoviana ny fifampitondra ny rehetra», hoy izy ireo. Mitombo hatrany […]
Fitantanana eny ifotony: Mijery lavitra ny hoavin’ny kaominina ny MFFT
Nanatanteraka fivoriana niarahana ny herinandro teo, tetsy Anosy, ny eo anivon’ny Sampandraharaha misahana ny fitsinjaram-pahefana sy ny fampandrosoana eny ifotony sy ny Sampandraharaha misahana ny fanajariana ny tany ny minisitera (MFFT). Tanjon’izany fihaonana izany ny ho fiomanana sahady amin’ny fitantanana ny kaominina sy ny tanàn-dehibe manoloana ny fivoaran’izy ireo amin’ny […]
Lava dinika sy rariny
Tsy nampoizina izao toe-draharaham-pirenena izao? Na efa nahiana be ihany… Tsy maintsy atrehina ny olana fa tsy azo odian-tsy hita. Amin’izany, ny rariny itompoana, mody ho heloka; ny heloka ibabohana, mody ho rariny. Mby amin’ny hoe tsy misy tsy vitan’ny fifampiresahana? Na izany aza, politika ny raharaha. Tsy ilaozan’izay […]






