Other News

DAKA AN-JORONY: Voatra ampangoro ny olombelona

Mangina tanteraka aloha izao ny fifaninanana eto an-toerana noho ny zava-misy eto amin’ny firenena. Fotoana afaka handinihin-tena ihany koa satria efa hifarana ny taona ka ao anatin’ny fanaovana tomban’ezaka sy fanavaozana ny mpitantana ny taranja sasany amin’izao. Ao anatin’izany, tsy misy afaka mirehareha ho nahavita na tsia satria voatra ampan­goro […]

Taranja Échecs malagasy : Miakatra tsikelikely ireo taninketsa

Taranja iray anisan’ny mivoatra sy hain’ny Malagasy ny taranja Échecs. Efa mitombo be ihany koa ny mise­hatra amin’ity lalaon-tsaina ity ankehitriny ka vao maika mpampiakatra ny lentan’ny Échecs eto Mada­gasikara. Anisan’ny ahitana taratra ny fiakaran’ny lentan’ny taranja iray ny fisian’ireo taniketsa izay hoavin’ilay taranja. Manana izany ny taranja Échecs raha […]

Fitakiana andalam-be: Voafitaka ny depiote Rolland Ratsiraka

Tsy nampoizin’ny depiote voafidy teto Toamasina, Rolland Ratsiraka, ny fihetsiky ny mpianatra avy ao Barikadimy sy ny von­dron’ny mpivarotra zava-pisotro mampiasa ny Miami ny sabotsy teo, tetsy anoloan’ny kianja manaram-penitra Bari­kadimy. Ho an’ny mpivarotra aloha, nihevitra ingahy solombavambahoaka fa hanindrahidra sy hiteny ny fitakiana tahaka ny iheverany azy ireo solontenan’ny […]

Fihaonan’ny filoha tamin’ny mpanao gazety : Hosokafana ny loharanom-baovao amin’ireo minisitera

Anisan’ireo noraisin’ny filoha Rajoelina Andry, teny Iavoloha, ny sabotsy teo, ny filohan’ny Ho­lafitry ny mpanao gazety (OJM) sy ireo birao Anala­manga ary ireo filohan’ny fikambanana mpanao gazety maromaro, toy ny CJD, Appel, FMG­K­riMa, Chanut Mada, AJJM. Voaresaka ny maharary ny asa fanaovan-gazety ka anisan’ ny fanatsarana nampanante­nain’ny fitondram-panjakana ny hanokafana […]