Handray ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, taranja basikety 3×3, ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny 5 hatramin’ny 7 desambra izao. Ekipa 14 eo amin’ny sokajy lehilahy sy ekipa 10 eo amin’ny vehivavy no voasoratra anarana ao anatin’ny fandaharam-potoana, ao amin’ny Fiba. Ho avy eto Madagasikara avokoa ireo ekipa afrikanina ireo, raha […]
Other News
Fifanintsanana “Mondial 2026”: Kihon-dalana ho an’ny Barea ny lalao amin’i Comores sy i Mali
Sakana roa lehibe no miandry ny Barea, vao misokatra ho azy ireo ny «Mondial 2026». Miandrandra vokatra tsara amin’ireo lalao roa hifanandrinana amin’i Comores, sy i Mali, ny Malagasy. Afaka dimy andro, hianoka lalao baolina kitra indray ny Malagasy mpankafy. Ny 8 oktobra ho avy io, any Côte d’Ivoire, hifandona […]
FANTINA sy FINTINA
Nivoaka tamin’ny fahanginany ny depiote Ratsiraka Sophie. Nambarany fa fotoana tokony hikaonandoha anaty fotoana fohy sy andinihin’ny hery politika rehetra miaraka amin’ny fiarahamonim-pirenena izao. « Hitadiavana vahaolana mifanandrify amin’ny hetahetan’ny vahoaka ka ho tonga amin’ny fanovana rafitra fitantanana vaovao », hoy izy. Namoaka fanambarana koa ny eo anivon’ny UNDD. Nambaran’izy ireo fa zo […]
Toe-draharaham-pirenena : Miantso ny tsy hifampihantsiana ny HCDDED
Nivoaka tamin’ny fahanginany, herinandro aty aorian’ny nipoahan’ny hetsiky ny tanora, ny eo anivon’ny Filankevitra ambony miaro ny demokrasia sy ny tany tan-dalàna (HCDDED). « Aoka hifady ny herisetra sy ny fanakorontanana ary ny fandravana fananana amin’ny endriny rehetra », hoy izy ireo. Anisan’ny nitodihan’ny fanambarana koa ny Hery fiarovana sy ny filaminana […]
Mampanahy ny ambana
Hitohy anio indray ny hetsika fidinana an-dalambe. Asa, inona no hiseho taorian’ny fakana aina, omaly? Raha ny filazan’ny mpikarakara ny hetsika aloha dia hafampana! Avy nanovo hery taorain’ny fitsaharana. Efa milaza fa milamina rahateo ny paikady noho ny fisian’ny kaomity manokana nandray an-tanana izany. Ankoatra ny firaisankina, hiditra amin’ny […]






