Other News

Antsiranampasika – Toamasina : Lehilahy voadaroka tao an-tranony

Raha somary tsy henoheno firy ny asan-jiolahy amin’ny alalan’ny fanafihana mitam-piadiana mahery vaika, fomba fiady hafa indray no ampiasain’ny andian-jiolahy ao Toamasina, amin’izao. Manao andiany maro tsy latsaky ny 10 na 15 izy ireo ary mirongo antsy sy vy maranitra. Manampy trotraka ny fampiasany karazana akora mampatory na manempotra ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Araka ny fikarohana natao omaly, nasiana fanamboarana ny lalana maro ao an-tampon-tanànan’i Mahajanga. Maherin’ny folo kilometatra ny lalana namboarina tao amin’ity renivohitra ity. Nanova tanteraka ny endriky ny tanàna ny asa fanamboarana, izay manatsara hatrany koa ny fivezivezena ao an-toerana. Nanatanteraka asa fampiofanana tany amin’ny kaominina Ambohimena, faritra Diana, ny […]

Madagasikara sy Frantsa: Tetikasa marolafy vita sonia

Nifarana ny zoma lasa teo, teny amin’ny Novotel Alarobia, ny fihaonambe faha-3 momba ny fitsinjaram-pahefana ifotony, niarahan’i Madagasikara sy i Frantsa. Nandritra ity roa andro nanaovana fifanakalozan-kevitra sy fifampizarana traikefa ity, fantatra izao fa tetikasa maro no vita sonia. Anisan’izany ny taratasy faniriana hanangana fiaraha-miasa ara-pitantanana ifotony eo amin’ny Kaominina […]