Miampy enina indray ireo olona voasambotry ny polisy tamin’ny raharaha fanafihana trano fandraisam-bahiny iray tetsy Ankazomanga. Taorian’ny fanadihadiana lalina nataon’ny Sampana miady amin’ny heloka bevava (Brigade Criminelle) sy ny Sag. Tratra teny Tsarahonenana ireo olona ireo, izay nahitana lehilahy efatra sy vehivavy roa. Antony nisamboran azy ireo ny fanaovana fikambanan-jiolahy. […]
Other News
Telo lahy naiditra am-ponja : Zazavavikely telo voaolana, notambazana 100 Ar
Naiditra vonjimaika am-ponja, omaly, ny mpanolana miisa telo. Monina eny Mendrikolovana, Alasora, izy ireo. Ampangaina ho nanolana zazavavikely telo. Ar 100 no nanambazana ireto lasibatra. Notanana vonjimaika any amin’ny fonjan’Antanimora ireo telo lahy nanolan-jazavavy tsy ampy taona miisa telo, tao Mendrikolovana, kaominina Alasora, distrikan’Antananarivo Avaradrano, omaly. Nanamparan’ireo olona ireo ny […]
17 septambra 2025
Tir en l’air du 17 septembre 2025
Mondiaux Junior de judo: Nathanaël Cressonnier défendra seul les couleurs malgaches
A 19 printemps, Nathanaël Cressonnier n’a pas froid aux yeux. Ce judoka malgache, taillé pour la catégorie des -90 kg, s’apprête à jeter son gi sur le tatami mondial lors des Championnats du monde juniors, le 5 octobre à Lima, au Pérou. Pour ce jeune lion de Madagascar, ce premier […]






