Manamafy ny fahasarotana amin’ny fatapahan-jiro eto an-drenivohitra ny orinasa Jirama, omaly. Manaitra sahady ny rehetra izy ireo mba hivonona hiatrika izany, ary mampanantena fa hilamina ny toe-draharaha amin’ny taona ho avy. Namoaka fanambarana tao amin’ny pejiny ny orinasa Jirama, omaly. Nisongadina, tamin’izany, ny hoe: “Mivonona isika fa ho sarotsarotra ity […]
Other News
Chine: Foibe herinaratra avy amin’ny masoandro lehibe indrindra maneran-tany
Nanomboka niasa tamin’ny jona 2024 ny foibe famokarana herinaratra avy amin’ny masoandro, manana tanjaka 3,5 GW any Chine. Fotodrafitrasa lehibe indrindra maneran-tany. Miorina any Urumqi, any amin’ny tapany andrefan’i Chine, napetraka amina velaran-tany 133,518 km2 ny takelaka misarika ny herin’ny masoandro, mitovitovy amin’ny haben’ny antsasaky ny tanànan’i New York any […]
TARATRY ny KANTO
« Madagascar, terre des esprits ». Io ny lohahevitry ny fampirantiana hotontosain’ilay mpaka sary, Rijasolo, hanomboka anio hatramin’ny 12 oktobra izao, ao amin’ny IFM Anakalely. Saripika miloko fotsy sy mainty toy ny nahafantarana azy hatrizay, nalaina tao anatin’ny 10 taona ireo notsongaina ireo. Misy sarina olona misy tromba, amina fandevenana, […]
Miditra ny mpianatra: Volavolaina ho vahiny ny taranaka malagasy
Omaly, niditra any an-tsekoly hamita ny taom-pianarana 2025- 2026 ny taranaka malagasy. Amin’ny ankapobeny, tsy nahitana fiovana firy ny fandaharam-pianarana. Tahaka izany koa ny mpampianatra sy ny mpianatra izay tsy niova toeram-piasana sy sekoly ianarana. Raha ireo tranga ireo, tsy antenaina loatra ny fiovana. … Mitohy ihany, mitohy hatrany ny […]
« Tafan-gilita Festival » : Hisy velakevitra hotarihin’i Dama sy i Niry Ravelojaona
Manana ny toerany, nanaraka ny vanim-potoana sy ny fitsoky ny rivotry ny mozika ny gitara teto Madagasikara. Hizara ny tantara, ny traikefa ary ny taratry ny hoavy mahakasika izany ireo andrarezina. «Jery todika sy taratry ny hoavy ho an’ny revy glita eto Madagasikara”. Hanodidina izay lohahevitra izay ny velakevitra hotontosaina […]






