Other News

Lasa hatramin’ny papay : Mirongatra ny asan-jiolahy ao Toamasina

Tsy mifidy hangalarina intsony… ! Koveta, siny, bidao anatazana ranon’olona na papay maniry eo an-tokotany aza lasan-dry zalahy. Izany no nitranga tao amin’ny fokontany maromaro ao Toamasina, omaly. Tsy laitra iainana intsony ny tsy fandriampahalemana. Mirongatra ny asan-jiolahy mitam-piadiana raha tsy iresaka intsony ny fanendahana sy halatra isaky ny alina. […]

VAOVAO TAMBATRA

Mandeha ny fanamafisana ireo tetezana miisa 13 (RN2), hitaterana ireo milina mavesatra ho an’ny famokarana herinaratra 105 MW avy any Toamasina mankaty Antananarivo. Miara-misalahy ny fanatanterahana azy ny minisiteran’ny Asa Vaventy sy ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo. Milanja maherin’ny 60 hatramin’ny 70 taonina ny iray amin’ireo milina. Mamokatra trondro […]

SADC: Apetraka ny rafitra stratejika indostrialy

Hatao eto amintsika, ny 28 jolay hatramin’ny 1 aogositra, ny « Herinandron’ny indostria ». Fotoana handinihina ny fampandrosoana ny indostria aty Afrika. Hojerena manokana mandritra io fotoana io ny fampitomboana ny fiaraha-miasa, ny fifampizaran-kevitra ary hanamafisana ny fiovana ara-toekarena. Tanjona ny hametrahana ny paikady “Sadc industrialization Stratégie and Roadmap 2015-2063”, hanentanana ny […]

Nosy Boraha: Miroso amin’ny fahaleovantena ara-tsakafo ny tantsaha

Mizotra mankany amin’ny hanatrarana ny fahaleovantena ara-tsakafo ny mpamokatra any amin’ny Nosy Boraha na Sainte Marie. Notohanana ara-pitaovana sy zezika ny tantsaha. Maro ny hetsika natao, ka anisan’izany ny fa­no­loran’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Faha­leo­vantena ara-tsakafo (SE-SA), Razanamahefa Tahian’ny Avo, nanomboka ny 10 jolay teo. Miisa 200 ny tantsaha avy any […]