Nitsikera ilay depiote tany Fianarantsoa nampitenenina ny fe-potoam-piasan’ny filoha Rajoelina Andry ny HVM, amin’ny alalan’ny filoha nasionaly, RakotovaoRivo. Nohitsiny fa kolikoly izany. «Rehefa mbola te hirotsaka ny filoha ankehitriny, tokony izy no miteny. Rehefa tapitra dia tapitra. Tsy fanarahan-dalana ny ankoatra izay», hoy izy. Nosokafana ny herinandro teo ny foibe […]
Other News
Minisitra Mara Volamiranty Donna : “Be ny fanaovana fanoherana bontolo”
“Betsaka ny fanelezana tsaho, fanaovana fanoherana bontolo amin’ny famoahana vaovao tsy marina”. Io ny nambaran’ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina sady mpitondra tenin’ny governemanta, Mara Volamiranty Donna, tany Sainte Marie, ny faran’ny herinandro teo. Ny fanomezana vaovao sy antontanisa diso, ohatra, no tena olana tamin’ny tranga tany Ikongo. Raha […]
Vahoaka… tompom-pahefana
Tsy misy jamba toy izay minia mikimpy, tsy misy marenina toy izay minia tsy mihaino. Arakaraka ny toerana misy ny tsirairay izay? Mbamin’izay ataony, izay kendreny… Tsy mahavita na inona na inona ny fitondram-panjakana, raha ny fijerin’ny mpanohitra sasany? Eo ny vahoaka mahita sy mahatsapa ary mitsara izay iainany: […]
Andro Afrikanina JALCC 2025: Miezaka manenjika ireo manao kolikoly ny fitsarana
Notanterahina ny zoma teo, tetsy Anosy, ny fankalazana ny Andro Afrikanina iadiana amin’ny kolikoly JALCC. Anisan’ny nampahafantatra ny ezaka nataony tamin’izany ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsarana. Nambaran’ny tale jeneralin’ny raharaham-pitsarana sy ny fandinihana ny fanavaozana ny lalàna, Rakotondrajery Salohy Norotiana, nisolo tena ny minisitry ny Fitsarana ny tenany tamin’ izany. […]
TSELATRA
Tratran’ny olona namaky trano iray tetsy Ambohimanala Andoharanofotsy ny lehilahy iray 50 taona, afakomaly tamin’ny 2 ora sasany maraina. Hitan’ny tompon-trano niditra antsokosoko tao an-tokantrano izy ary nifanenjehana. Tratra teny aminy ny fitaovana famakiany trano. Efa natolotra ny zandary eny Andoharanofotsy ity rangahy ity taorian’izay. Jiolahy raindahiny iray lavon’ny balan’ny […]






