Efatr’andro aty aoriana, mpanjono telo lahy tsy hita popoka raha nanjono tany atsimon’ny seranan-tsambon’i Toamasina. Tsy azo an-telefaonina izy ireo ary efa lany vatsy ihany koa. Nianga teo amoron-dranomasin’i Toamasina, ny talata 9 jolay tamin’ny 9 ora maraina ny mpanjono telo lahy. Andeha hanjono mandritra ny alina amin’ny alalan’ny fintana sy […]
Other News
VAOVAO TAMBATRA
Anisan’ny fidiram-bola voalohan’ny mponina any Sainte-Marie ny fizahantany. Nasongadin’ny filoha Rajoelina Andry nandritra ny fihaonany tamin’ny vahoaka, omaly, fa ho tohanan’ny fanjakana ny sehatry ny asa tanana. Tsy mena mitaha ny any Seychelles ny any Sainte-Marie, raha jerena amin’ny hakanton’ny tanàna sy ny lalana amin’izao fotoana izao. Maherin’ny 14 000 ny […]
Teknolojia avo lenta: Tonga eto amintsika ny fitaovana ERBA
Miroborobo ny fampiasana ny teknolojia niomerika amin’ny sehatry ny fitsaboana. Tonga eto Madagasikara ny orinasa Proximed LTD sy ny ERBA, manana ny foibeny atsy amin’ny Nosy Maorisy. Tanteraka izany, vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina. Natolotra ny 10 sy ny 11 jolay teo, ny vina […]
Fisamboram-bola : Tsy tratry ny TVA 20% ny olon-tsotra
Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra, natao tany Sainte-Marie, ny alakamisy 10 jolay teo, ny fampiharana ny hetra TVA tataovana 20% amin’ny zana-bola amin’ireo mpindram-bola. Nanome toromarika anefa ny Filohan’ny Repoblika, fa tsy voakasiky ny fampiharana ity hetra ity ny olon-tsotra, mindram-bola ho an’ny fandaniana tsotra (crédit à la consommation) sy ny […]
Tontolo iainana: Hampiasaina hitiliana trangan’afo ny « drônes »
Natao, omaly, teto Antananarivo, ny atrikasa, mahakasika ny fanovana mankany amin’ny fampiasana ny teknolojia maoderina amin’ny fikajiana ny tontolo iainana eto Madagasikara. Tanjona ny hisian’ny antoka mahomby sady maharitra ho an’ny taranaka fara-mandimby. Naseho nandritra ity fotoana ity ireo fitaovana avo lenta « drônes », ampiasaina amin’ny sidina ana habakabaka, avy amin’ny […]






